![]()
Lanonana ara-miaramila famindram-pibaikoana efatra sosona no indray tontosa ny herinandro teo tao amin’ny kianjan’ny Fahaleovantena, tanànan’Antsiranana. Lanonana notarihin’ny lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny Tafika malagasy (Cemgam), ny Jly Rakotonirina Théophile. Nisantatra ny famindram-pibaikoana tamin’izany ny eo anivon’ny kaomandin’ny hery an-dranomasina: ny amiraly Ranaivoseheno Louis Antoine de Padoue, kaomandy teo aloha, sy ny mpandimby azy, ny amiraly Vaohavy […]