![]()
Io indray koa! Nidoboka am-ponja (MD) rehefa avy natolotra ny fampanoavana, ny talata teo, ny tovolahy iray vao 18 taona. Araka ny fanazavan’ny polisy, nosamborin’ny polisy tao Arivonimamo izy noho ity raharaha fanolanana ity. Malaza ratsy amin’izany ity tovolahy ity. Fantatra fa efa nisy fitarainana napetraky ny olona momba azy ka ity ramatoa 49 taona ity […]