Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

67ha: jiolahy mamo, tratra teo am-panendahana

$
0
0
Jiolahy iray voasambotry ny polisy avy ao amin’ny CSP7 67 ha, ny alatsinain’ny pentekosta teo noho ny resaka harom-paosy. Raha ny tatitra nampitain’ny  polisy, niaraka nisotrosotro tamin’ny namany ity mpangarom-paosy ity ka rehefa mamomamo izy sy ny namany dia nanao ny asa ratsiny izy. Tratran’ireo namany anefa izy tamin’io fotoana io ka nentin’ireo namany tany amin’ny biraon’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>