Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Fanafihana teny Antanety Avaratra: jiolahy iray nidoboka eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy

$
0
0
Nidoboka eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy ny jiolahy iray isan’ireo tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana teny Antanety Avaratra, ny zoma 7 jona 2019 alina teo. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy misahana ny heloka bevava (BC), sakelika fahadimy (BC5),  ny 8 jona 2019 no voasambotra ity jiolahy taorian’io fanafihana mitam-piadiana io. Nahazo antso avy amin’ny polisy avy ao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>