Vohiparara – Ifanadiana: taksiborosy notafihin’ny jiolahy, voatifitra ny mpamily
Notafihin’ny jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika ny taksiborosy iray tao amin’ny tetezana iray mialoha ny hidirana an’i Vohiparara Ifanadiana, afakomaly vao maraina. Voatifitra teo amin’ny...
View ArticleRaharaha Betafo: hanaovana fanadihadiana ireo valo lahy nandroba
Mitohy hatrany ny fivoaran’ilay raharaha ao Betafo Antsirabe. Fantatra izao, araka ny loharanom-baovao voaray, fa hanomboka anio ny fanadihadiana ilay tovolahy mpiasan’ilay mpandraharaha niharan’ny...
View ArticleTsarakofafa: zazakely iray narian-dreniny
Tsy mendrika ho reny mihitsy! Ny akoho aza, mahay miaro ny zanany mainka fa olombelona. Zazakely iray vao telo taona monja no narian-dreniny tao amin’ny fokontany Tsarakofafa Toamasina, afakomaly...
View ArticleNilefitra ihany ny mpampianatra: hiverina ny fampianarana eto Analamanga
Nanao fanambarana ny mpampianatra mitokona eny Antanimbarinandriana fa hiverina, manomboka anio, ny fampianarana ho an’ny sekoly rehetra ao anatin’ny Dren Analamanga. Noho ny tombontsoan’ny mpianatra...
View ArticleTaorian’ny famotorana: nanaiky tsy hiasa intsony ny taxi sandoka
Nandritra ny hetsika nataon’ny fikambanan’ny mpamily taxi eto Antananarivo (FTAR) hiadiana amin’ny mpisandoka ho taxi, nahatratra efatra ireo niatrika fanadihadiana teny anivon’ny mpitandro filaminana...
View ArticleOniversiten’Antananarivo: 300 ny mpianatra teny japoney
Manohana ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny fanjakana japoney efa an-taonany maro. Mbola nanamafy izany ny masoivohony, Ichiro Agasawara nandritra ny fitsidihany ny minisitry ny...
View ArticleIncendie a ampitatafika: une maison réduite en cendres
Un terrible incendie a frappé une maison sise à Ampitatafika, hier matin, aux environs de 10 heures. Aucune perte de vie humaine n’a été déplorée. Panique générale à Ampitatafika quand l’alerte...
View ArticleEmploi a Madagascar: le chômage est un faux problème
Le cabinet de recrutement «Management ressources humaines (MRH)» affirme que le chômage est un faux problème à Madagascar. «A preuve, l’offre d’emploi a été toujours supérieure à la demande ces...
View ArticleCNTEMAD: les efforts des employés reconnus
Le Centre national de télé-enseignement de Madagascar (CNTEMAD) dans la capitale reconnaît les efforts accomplis par ses employés. Dans ce cadre, des distinctions honorifiques ont été décernées à 27...
View ArticleAppui aux populations vulnerables: fondation Telma au chevet d’Andranofeno Sud
Les Courses du cœur, en collaboration avec la Fondation Telma, ont remis hier un don de PPN aux familles vulnérables d’Andranofeno Sud. Il s’agit d’un village créé par le ministère de la Population...
View ArticleCISCO de Maevatanana: les enseignants grévistes ont eu recours à la force
Les quelques enseignants membres du syndicat Sempama Nosy dans la Circonscription scolaire de Maevatanana qui poursuivent jusqu’à maintenant la grève, ont eu recours à la violence pour forcer leurs...
View ArticleAtsimo andrefana: les sapeurs-pompiers de Toliara s’équipent
La commune urbaine de Toliara sera bientôt dotée de nouveaux équipements pour lutter contre l’ incendie. Un camion fourgon-citerne, don de la S.P.S.P 95-France, débarquera dans la ville dans les...
View ArticleNipoaka tampoka ny “compteur”: kila forehitra tsy nisy noraisina ilay tranobe
Tao anatin’ny fotoana fohy, may kila ny trano iray manontolo. Potika ny entana, ny fitaovana, may hatramin’ny vola. Soa fa tsy nisy ny olona naratra na maty… Nirehitra tampoka ny tranobe iray teny...
View ArticleFianarantsoa: lehilahy hita faty, vatany sy ny karan-dohany sisa tavela
Halatra taova sa vonoan’olona tsotra izao? Hatairana ny an’ny olona rehetra tao Ankiady Andrainjato Fianarantsoa, omaly maraina raha nahita fatin-dehilahy iray. Ny vatany sy ny karan-dohany sisa no...
View ArticleAntsohihy: naiditra am-ponja ny ben’ny Tanàna
Naiditra am-ponja ny ben’ny Tanàna an’Antsohihy, vokatry ny fivarotana tsy ara-dalàna vakoka tany an-toerana. Vokatry ny fanadihadiana lalina nataon’ny Bianco no nahafantarana ity raharaha maloto ity....
View ArticleVita ny fotoam-piasan’ny solontenan’ny Unicef: nisongadina ny fametrahana ny...
Mpiray ombon’antoka amin’ny fanjakana malagasy amin’ny fikarakarana ny ankizy sy ny reny ny Unicef, efa an-taonany maro. Nahavita ny fotoam-piasany nandritra ny efa-taona ny solontenan’ny Unicef...
View ArticleMaevatanàna: nohidin’ny sendikà an-keriny ny sefo Cisco
Naneho ny hatezerany ny mpampianatra mpitokona tao Maevatanàna ka nohidin’izy ireo tao amin’ny birany ny sefo Cisco. Nametraka fitoriana ny minisitera. Olona 10 mpampianatra avy ao amin’ny Cisco...
View ArticleZaza roa volana: mila vonjy ho amin’ny fandidiana azy i Elsie
I Elsie, zazavavy kely roa volana vao natao fandidiana « spina-bifida » tao amin’ny lamosiny, ny 19 jona teo, tao amin’ny hopitaly Girard-Robic. Taorian’ny fandidiana, tsy maintsy atao isan-kerinandro...
View ArticleCNTEMad: nankasitrahana ireo nahavitabe
Notolorana fankasitrahana ireo mpampianatra sy mpandraharaha nahavita be teo amin’ny fampianarana ampitain-davitra CNTEMad, omaly. Mpampianatra telo, nahazo ny laharam-boninahitra « Officier de l’ordre...
View ArticleEducation: les privés en phase de clôture de l’année scolaire
Les établissements scolaires privés vont bientôt achever l’année scolaire 2017-2018. Bon nombre des écoles privées ont réalisé les fêtes de fin d’année scolaire ce week-end. Seuls les élèves en classe...
View Article