![]()
Nanao fanambarana ny mpampianatra mitokona eny Antanimbarinandriana fa hiverina, manomboka anio, ny fampianarana ho an’ny sekoly rehetra ao anatin’ny Dren Analamanga. Noho ny tombontsoan’ny mpianatra izay efa nitsahatra tsy nianatra ao anatin’ny telo volana, hanohy ny asa ny mpampianatra. “Tsy nahafa-po ny valin-teny avy any amin’ny fanjakana nefa tsy misy zavatra hafa azo antenaina satria […]