Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Taorian’ny famotorana: nanaiky tsy hiasa intsony ny taxi sandoka

$
0
0
Nandritra ny hetsika nataon’ny fikambanan’ny mpamily taxi eto Antananarivo (FTAR) hiadiana amin’ny mpisandoka ho taxi, nahatratra efatra ireo niatrika fanadihadiana teny anivon’ny mpitandro filaminana noho ny hosoka nataony. Taorin’ny famotorana, nanao fanekena tsy hamerina intsony ny hosoka natao ireo mpitondra taxi ireo ka niravona teo ny olana. Misy taxi 4 L iray nosakanan’ny mpitandro filaminana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>