![]()
Manohana ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny fanjakana japoney efa an-taonany maro. Mbola nanamafy izany ny masoivohony, Ichiro Agasawara nandritra ny fitsidihany ny minisitry ny Fampianarana ambony, Rasoazananera Marie Monique, ny alarobia lasa teo teny Fiadanana. Nambaran’ity masoivoho ity fa misy vatsim-pianarana 24 ho an’ny tanora malagasy mandritra ny 24 volana any an-toerana […]