![]()
Mitohy hatrany ny fivoaran’ilay raharaha ao Betafo Antsirabe. Fantatra izao, araka ny loharanom-baovao voaray, fa hanomboka anio ny fanadihadiana ilay tovolahy mpiasan’ilay mpandraharaha niharan’ny fandrobana tao Betafo Antsirabe. Efa nampiantsoina ho avy eny amin’ny biraon’ny zandary any Antsirabe izy, saingy nanda ny fampiantsoana azy fa hoe marary ka tsy afaka mankany an-toerana, raha ny vaovao voaray hatrany. […]