Sapeurs-pompiers : Canada renouvelle son partenariat
Dans le cadre de leur séjour dans la Grande île, les futurs sapeurs-pompiers canadiens qui viennent de terminer une formation de trois ans au sein du collège Montmorency, ont été reçus, avant-hier, par...
View ArticleCorps de la paix : 23 volontaires certifiés TEFL
Après 120 heures de formation et de perfectionnement professionnel, deux ans d’expérience d’enseignement encadré et deux années de pratique avec l’utilisation d’une deuxième langue, les 23 volontaires...
View ArticleFitsaram-bahoaka tany Ampitatafika… : nodoran’ny olona, nasitrika tao anaty...
Teo am-baravaran’ny tokatrano iray no tratran’ny fokonolona, tao amin’ny fokontany Ambonivary, kaominina ambanivohitra Ampitatafika, ity lehilahy iray saika hamaky trano ka niharan’ny fitsaram-bahoka....
View ArticleJly Rakotomahanina Florens : « Efa azonay ny anaran’ireo mikasa hanakorontana »
Miatrana ny Emmo/Far. Nampitandrina ireo mikasa ny hanakorontana amin’izao fetim-pirenena izao ny lehiben’ny CIRGN, ny Jly Rakotomahanina Florens. « Efa misy anarana azonay amin’ireo mihevitra ny...
View ArticleHetsika fanentanana : azo sorohina ny tranga fanaintainana
Azo sorohina amin’ny fihetsika samihafa eo amin’ny fiainana andavanandro ny fanaintainana miseho amin’ny vatana. Matetika anfagaron’ny olona ny fanaintainana sy ny aretina. Indraindray, fanairana...
View ArticleToamasina : tratran’ny polisy ireo jiolahy mpangalatra kaonteran’ny Jirama
Noraisim-potsiny! Niampy roa indray ireo tambajotran-jiolahy mpangalatra kaonteran’ny Jirama voasambotry ny polisy tao Toamasina, afakomaly. Tsy vitan’izay fa misandoka ho mpiasan’ny Jirama koa ireto...
View ArticleEducation nationale : seuls, 7,5% des élèves atteignent le lycée
Le taux d’intégration des élèves dans les cycles secondaires demeure faible. Le ministère de l’Education nationale (Men), avec l’appui de ses partenaires, ambitionne de pallier cette lacune par le...
View ArticleTraitement de la douleur : l’automédication à bannir
Un signal d’alarme. «Toute sorte de douleur peut être un signal d’alerte qui peut révéler une maladie ou une lésion grave. Raison pour laquelle la pratique de l’automédication est fortement...
View ArticleFarafangana : un projet de l’UE à Efatsy
Le projet «Allègement de la Soudure par la pratique de K(c)ultures Adaptées et diversifiées» (Aska) vient de doter 1.500 paysans de la commune rurale d’Efatsy, dans le district de Farafangana, de...
View ArticleAmbatolampy : mpihady volamena telo lahy maty tototry ny tany
Nanao izay ho afany ihany ireo namonjy, saingy tsy afa-nanoatra noho ny halalin’ilay lavaka. Vokany maty sempotra, tototry ny tany ireto mpihady volamena telo lahy. Tao Ambatomainty, Ambatolampy no...
View ArticleMiandahy miambavy… : mpanakan-dalana fito mianadahy indray voasambotry ny...
Avy aty an-dRenivohitra ny sasany ary avy any Antsirabe ny hafa, ireo jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana amin’iny lalam-pirenena fahafito iny. Fito mianadahy indray tratran’ny zandary, taorian’ny...
View ArticleSoanierana Ivongo : tsy hita popoka ireo mpanjono natelin’ny ranomasina
Tsy fantatra na maty na velona ireo mpanjono roa lahy natelin’ny ranomasina tao Manakatafana Soanierana Ivongo, ny talata teo. Araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana, miisa enina ireo mpanjono...
View ArticleSefafi : « Tofoky ny kabary tsara lahatra ny vahoaka »
« Tofoky ny kabary tsara lahatra sy ny safosiaka mampandry adrisa ny vahoaka, leon’ny politika miezinezina sy ambony fitetika nefa tsy misy drafitrasa maty paika, na mifanipaka amin’ny zava-misy...
View ArticleHanentana ny mpianatra ny PSI : avo telo heny ny tahan’ny IST ho an’ny 13-24...
Araka ny fanadihadiana ESD 2008-2009, manao firaisana ara-nofo isan’andro ny 27% amin’ny tanora 20-24 taona. Ny tahan’ny fampiasana ny fimailo nefa 6% monja eo amin’ny tovovavy raha 12% ho an’ny...
View ArticleKaominina Alasora : tsy manaiky hanovana ny fiantsonan’ny 192 ny mponina
Mangataka ny tsy hamindrana intsony ny fiantsonan’ny zotra 192 eny Amoron’Ankona ny mponina amin’ny fokontany dimy : Ankazobe, Ambohipeno, Mahitsy, Amoron’Akona, Mahatsinjo. Manampy ny mponina...
View ArticleSanté de la reproduction : PSI cible les jeunes universitaires
Les chiffres en matière de santé de la reproduction chez les jeunes, particulièrement chez les filles, font froid dans le dos. En fait, selon l’Enquête démographique et de santé (EDS) 2008-2009, 27%...
View ArticleTravailleurs domestiques : le gel de la migration à l’étranger levé
De la réjouissance pour ceux qui rêvent d’un avenir meilleur avec une possibilité de salaire plus attractif en dehors de la Grande île. En fait, le gel d’envoi de travailleurs domestiques à l’étranger,...
View ArticleBoeny : réglementation de la campagne « Black eyes »
La campagne débutera ce mi-juin pour les collecteurs de black eyes dans la région Boeny. Et cela nécessite des mesures de contrôle. Le prix d’achat aux producteurs est estimé dans une fourchette de...
View ArticleAntsahamanitra : Mage 4 signe son retour en force
Mage 4 fête cette année ses 25 ans de scène. Le jubilé a été inauguré en février au Dôme Ankorondrano. Après une tournée dans les régions dont dernièrement Miarinarivo et Moramanga, le groupe fait son...
View ArticleRaharaha kidnapping sy fikambanan-jiolahy… : nitolo-batana i Vololona,...
Nitolo-batana teny amin’ny Brigade Criminelle Anosy, ny alarobia teo ary efa naiditra am-ponja, omaly, Raharimanantsoa Vololona (fa tsy Ravaka, araka ny nilazana azy tany am-boalohany),...
View Article