Jirama : mitohy hatrany ny fitokonana
Nangina ny hetsik’ireo farimbon-tsendikalin’ny orinasa Jirama, omaly, saingy samy nanajanona ny asany avokoa ireo mpiasa. Roa volana izao ny nanaovan’izy ireo ny fitokonana noho ny tsy fankatoavana...
View ArticleFitsaram-bahoaka tao Manjakandriana : mpangalatra namoy ny ainy
Nentina nialana nenina teny amin’ny hopitaly ihany ity niharan-doza, kanefa tsy tana intsony ny ainy noho ny habetsahan’ny rà very taminy, ny alarobia maraina tokony ho tamin’ny 3 ora. Mahazo vahana...
View ArticleLozam-pifamoivoizana tany Brickaville : niharan-doza koa ny tarika Laurent...
Loza iray, loza roa, loza telo… Niharan-dozam-pifamoivoizana, tany Brickaville, omaly maraina, raha saika hihazo an’i Toamasina, ny fiarakodia nitondra ny tarika Laurent Rakotomamonjy. Olona roa...
View ArticleFenoarivo : tovolahy iray maty nananton-tena tao an-tranony
Ny fatin’ilay tovolahy sisa hitan’ny fianakaviana nihantona tao an-tranony, ny asabotsy alina teo, teny Fenoarivo. Tsy nahazaka olam-pitiavana izy ka nisafidy hamono tena avy hatrany… Hitan’ny...
View ArticleFanaovan-tsonia ny « memorandum » : nilaza ho tsy nametraka fepetra ny...
Anisan’ny navoitran’ny filoha Rajaonarimampianina tamin’ireo fitsidiham-paritra nataony ny faran’ny herinandro teo, amin’ny lafiny politika ny momba ny antontan-kevitra ifampatsiahivana ho amin’ny...
View ArticleMotombe-Toliara : jiolahy efa nigadra tany Tsiafahy tratra namono olona
Saron’ny polisy, ny alarobia alina lasa teo tao an-tranony eny Motombe Toliara ny iray amin’ireo jiolahy namono ilay rangahy mpivarotra eny Mahavatse. Araka ny famotorana nataon’ny polisy, misy efatra...
View ArticleFanadinana hidirana ho polisy : tsy ekena ireo mikasa hanao kolikoly
“Mampitandrina ireo mpifaninana mikasa hanome vola sy/na hanome vola fa efa miara-miasa amin’ny Bianco sy ny Fop ny polisim-pirenena”, hoy ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny inspecteur général de...
View ArticleAdy amin’ny aretina tazomoka : maherin’ny 10 tapitrisa ny lay hozaraina
Hanomboka, ny volana oktobra ho avy izao ny vanim-potoana mafana sy orana eto Madagasikara. Fotoana mampirongatra ny moka mamindra ny aretina tazomoka io vanim-potoana io. Manomboka sahady ny ady hatao...
View ArticleVatosoa nogiazan’ny fanjakana : voafindra toerana an-tsokosoko
Tsy hita indray izay misy ny vatosoand-Raheliarisoa Blandine, nogiazan’ny lehiben’ny Faritra Bongolava nanomboka ny volana jolay teo, hatramin’ny sabotsy teo. Tatitra avy tamin’ny mpiasany, irahany...
View ArticleAsan-jiolahy an-drenivohitra : miharatsy ny faritr’i Behoririka
Sahy manendaka imasom-bahoaka mihitsy ny tontakely eto an-drenivohitra, ankehitriny. Voany teo ambany tetezan’i Behoririka ny tovolahy iray ny harivan’ny zoma lasa teo. Sady naratra vokatry ny...
View ArticleAssainissement de la circulation : les marchands envahissent de nouveau les rues
Après la campagne d’assainissement de la circulation lancée par la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) au début de ce mois, voilà que les marchands envahissent déjà de nouveau les rues. Cette campagne...
View ArticlePromotion de la protection sociale : sensibilisation des écoles catholiques
Dans l’objectif de faire connaître l’importance de la protection sociale, la Caisse nationale de prévoyance sociale (Cnaps) collabore avec différentes entités. C’est la raison pour laquelle, elle a...
View ArticleCambriolage au sein de la BC : l’enquête avance à grands pas
L’enquête suit son cours après la fuite d’information auprès de la Brigade criminelle (BC) et la série de kidnappings qui se sont déroulés ces derniers mois, aussi bien dans la capitale que dans les...
View ArticleConcours de police : 7.290 candidats inscrits
Les concours directs et professionnels pour le recrutement d’élèves fonctionnaires auprès de la police nationale se sont tenus samedi et dimanche derniers au lycée moderne d’Ampefiloha (LMA). Lors de...
View ArticleVatovavy Fitovinany : difficile accès à l’eau potable
L’accès à l’eau potable demeure très préoccupant dans les zones rurales et enclavées. Les districts de Mananjary et Nosy Varika, ainsi que la région Vatovavy Fitovinany ne sont pas épargnés par ce...
View ArticleFotodrafitrasa : hitarina ny lalana eto an-dRenivohitra
Lasa resabe sahady, ankehitriny, ny fanitarana ireo lalana eto Antananarivo. Manahy amin’ny fandrodanana indray ireo mpivarotra etsy amin’ny Pochard. Kajikajin’ny mpanao politika tato ho ato ny...
View ArticleAsan-dahalo any Atsimo : nitafatafa ny antony ireo mponina
Faritra mena amin’ny asan-dahalo ny tapany atsimon’i Madagasikara. Voarakitra anaty tantara avokoa ny vono olona, ny halatr’omby, ny fandripahana tafika sy famotehana tanàna ary ny fiovana fo....
View ArticleTeny amin’ny fampanoavana… : naharitra ora maro ny fihainoana ireo zandary...
Tsy vita halina, fa hitohy anio ny famotorana ataon’ny fampanoavana ireo zandary roa lahy, miasa etsy amin’ny Toby Ratsimandrava, voarohirohy ho nanao trafikam-basy sy bala marobe, tratran’ny polisy,...
View ArticleNanisana : saron’ny polisin’ny BC ilay rangahy namono nahafaty ny vadiny
Noraisim-potsiny! Tratran’ny polisin’ny BC, ny zoma teo teny Nanisana ilay rangahy nahavita namono nahafaty ny vadiny. Nofonosina bodofotsy ity farany avy eo nariana teny amin’ny Cimetière Anjanahary…...
View ArticleMpanabe olon-tsahala 430 hanentana ny tanora
Ho fanatsarana ny fahasalamana ara-pananahan’ny tanora malagasy, hofanin’ny PSI Madagascar ny tanora mpanabe olon-tsahala 300 avy amin’ny minisiteran’ny Tanora. Aorian’ny fiofanana, hiparitaka amin’ny...
View Article