Basy hita tao amin’ny paositra malagasy Analakely: karohina ilay nanaparitaka...
« Mbola anatin’ny fanadihadiana tanteraka izahay ary karohina ihany koa ilay olona nanaparitaka vaovao mahakasika ny fahitana basy tao amin’ny biraon’ny paositra malagasy etsy Analakely », hoy ny...
View ArticleNamoaka lisitra ny CRCO Atsinanana : olona miisa 110 mitondra ny covid-19...
Mampanahy ary ho loza mitatao. Namoaka ny lisitr’ireo anaran’olona efa mitondra ny tsimokaretina coronavirus ary karohina ny eo anivon’ny Foibe fibaikoana ny ady amin’ny covid-19 (CRCO) any...
View ArticleFanatsarana ny Renivohitra: nijery ireo fotodrafitrasa ny ben’ny Tanàna,...
Nidina ifotony nijery ny tsenan’Anosibe hatreny Ambilanibe ny ben’ny Tanàna Andriantsitohaina Naina, omaly. Anisan’ny nojerena tamin’izany ny fotodrafitrasa toy ny lakandrano « dal » maromaro efa...
View ArticleTao anatin’ny fihibohana: nitombo avo dimy heny ny herisetra
Napetraka manokana ny laharana maitso 813, nanomboka ny 25 avrily lasa teo handraisana ny fitarainan’ny olona niharan’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy manerana ny Nosy. Hatramin’ny...
View ArticleRano sy fidiovana ary fahadiovana: Malagasy 16 tapitrisa tsy misitraka rano...
Fantatra, omaly, nandritra ny tatitra nataon’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny Water Aid tamin’ireo Antenimierandoholona fa Malagasy 16 tapitrisa no tsy misitraka rano fisotro eto Madagasikara....
View ArticleAffaire des bonbons à 8 milliards: le Bianco ouvre une enquête, des personnes...
La rencontre avec la ministre par intérim de l’Education nationale, Elia Béatrice Assoumacou, hier à Anosikely, a été une occasion pour les sénateurs d’évoquer plusieurs sujets d’actualité et d’obtenir...
View ArticleMarché d’Alakamisy Fenoarivo: les marchands défient les autorités
La propagation du coronavirus dans la Commune d’Alakamisy Fenoarivo ne semble pas inquiéter certaines franges de la population. Cette localité enregistre actuellement une cinquantaine de cas positifs....
View ArticleBidco – ONG Masoandro Mody : remise de dons aux personnes âgées
Baskar Damodar Gokani, de la société de raffinage d’huile alimentaire Bidco, en partenariat avec l’association Ho maitso ny tontolo, représentée par les époux Rajaonary, n’a pas oublié les personnes...
View ArticleCUA – Actions sociales : 177 personnes sélectionnées
La Commune urbaine d’Antananarivo (CUA), en collaboration avec Positive Planet, a mis en place un projet social destiné à soutenir économiquement les personnes défavorisées dans les six arrondissements...
View ArticleKidnapping: un complice de Lama abattu par la gendarmerie
Jimmy Marcel Heritoavina, alias Rajim, un complice de Norbert Ramandiamanana dit Lama, est tombé sous les balles de la gendarmerie à Arivonimamo, hier vers 3 heures. Les hommes de la Section de...
View ArticleManarintsoa Isotry: le feu dévore une quinzaine de maisons
Le quartier de Manarintsoa Isotry a été, hier, en milieu d’après-midi, le théâtre d’un violent incendie qui a carrément réduit en cendres une quinzaine d’habitations en bois et touché une maison en...
View ArticleMadera Namontana: un marchand de légumes poignardé à mort
L’insécurité bat son plein à Madera Namontana. Hier vers 5 heures, les habitants du quartier ont découvert un homme maculé de sang et présentant une grave blessure au visage au bord de la route, près...
View ArticleAmbatondrazaka: démolition des constructions illicites
Des marchands concernés par le plan d’urbanisation de la ville d’Ambatondrazaka engagent le bras-de-fer avec les autorités locales. Ils poursuivent leur mouvement de refus de l’exécution de la décision...
View ArticleAntananarivo: l’aspiration populaire satisfaite
La diaspora malagasy regroupée au sein de l’association « Zanak’i Gasikara » félicite le courage politique du pouvoir dans ses initiatives de rapatriement des ressortissants malagasy inaugurées par les...
View ArticleAntanimora – Ambovombe: henjana ny fifandonana, dahalo roa indray maty...
Nitrangana fanafihan-dahalo nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika nahaverezana omby miisa 70 tao Ekonda, Ambatosoavolo, kaominina ambanivohitr’Antanimora, distrikan’Ambovombe, ny 9 jona alina teo....
View ArticleLozam-pifamoivoizana – Tsarasaotra: “Azon’ny mpitory atao ny mitaky onitra”,...
Nitondra fanazavana momba ilay lozam-pifamoivoizana nahafaty olona tetsy Tsarasaotra ny minisitry ny Fitsarana, Andriamahefarivo Jhonny, omaly. « Tsy voatery ho migadra avy hatrany ny mpamily nahafaty...
View ArticleHaintrano nahatsiravina tetsy Manarintsoa Atsinanana: trano hazo 50 kila...
Nitrangana haintrano mahatsiravina indray teny Manarintsoa Atsinanana, omaly. Trano hazo 30 tafo eo ho eo indray kila hotohoton’ny afo niampy trano biriky lehibe iray, araka ny antontanisa voaray teo...
View ArticleFiahiana sosialy – Antananarivo Renivohitra: hovatsin’ny kaominina vola sy...
Hofanina ary homena vola sy fitaovana. Hisy ny tetikasa sosialy, karakarain’ny sampandraharahan’ny asa sosialy sy ny fahasalamana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) (Direction des...
View ArticleAlakamisy Fenoarivo: nakatona ny tsena isan-kerinandro
Nikatona ny tsena isan-kerinandro ao Alakamisy Fenoarivo, araka ny fepetra noraisin’ny ben’ny Tanàna ao an-toerana. Vokany, lasa nidina ety amoron’ny arabe sy ny toerana rehetra malalaka ny mpivarotra...
View ArticleFiatrehana ny Covid-19: mitombo isa ireo ankizy voatery miasa
Sahirana ny isan-tokantrano, tsy mianatra ny mpianatra, voatery miasa manampy ny ray aman-dreniny ny ankizy madinika. Na ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana aza anefa, tokony hohajaina hatrany ny...
View Article