Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Alaotra: 1.600 moissonneurs retournent chez eux

La région Alaotra-Mangoro démobilise ses moissonneurs. Les travailleurs agricoles rejoignent leur région d’origine depuis le début de cette semaine. « Les travailleurs agricoles provenant de la région...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Matso etsy amin’ny araben’ny Fahaleovantena: hihidy tanteraka Analakely...

Nivoitra tamin’ny valandresaka nataon’ny eo anivon’ny Emmo/Nat, omaly fa hihidy tanteraka Analakely manomboka ny 25 jona izao. Ny fanaovana ny matso eny an-toerana no anton’izany. Nanatanteraka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ankadikely Ilafy: voaroba ny vola vodiondry 140.000Ar

Miverina ny tsy fandriampahalemana ao Avaradrano. Tokantranona mpivady iray, lasibatry ny asan-jiolahy, ny alin’ny alahady teo. Vokany, voaroban’ireo andian-jiolahy manodidina ny 10 isa nirongo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanodinkodinana « Vary mora »: olona fito naiditra am-ponja vonjimaika

Tsy kely lalana, saingy sarona ihany. Naiditra am-ponja vonjimaika ireo olona miisa fito, ahitana « Assistant parlementaire » sy Tale iraisam-paritra any Farafangana noho ny fanodinkodinana « Vary mora...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanazavan’ny tompon’andraikitra: “Tsy marina ny fivoahan’ny mararin’ny...

Nitondra fanazavana ny amin’ny vaovao tsy marina. Anisan’ny vaovao niely ny tranga niseho tao Analamalotra, fito kilaometatra miala an’i Toamasina, ny nivoahan’ireo marary ny toerana hanaraha-maso azy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toamasina: vaky ny adin’ny mpanofa sy ny tompon-trano

Mikorontana ny fiarahamonina eto Toamasina, hatramin’ny nihibohana. Vaky ny ady eo amin’ny tompon-trano sy ny mpanofa. Samy miziriziry amin’ny heviny manoloana ny hofan-trano. Voaroaka ihany ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mitaky fiofanana sy fiarovana : hanao hetsika fanairana am-pilaminana ny...

Hanao hetsika fanairana ny sendikàn’ny paramédicaux, ny zoma ho avy izao, araka ny fampitam-baovaon’ny filohan’ny sendika, Ralibera Jerisoa. Efa voapetraka teny amin’ny fiadidiana ny primatiora, ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fetin’ny fahaleovantena: 5000 Ar hatramin’ny 30.000 Ar ny vidin’ny...

Mitety tsena sy manenjika toerana misy fitohanan’ny fiara ireo mpivarotra sainam-pirenena. Milaza izy ireo fa tsy mandeha ny tsena. Zara raha mahalafo sainam-pirenena iray ao anatin’ny iray andro....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mamirifiry ny andro: ifanotofana ny akanjo mafana eny an-tsena

Miaina ao anatin’ny hatsiaka ny mponina eto afovoantany efa andro maromaro izao ary hitohy hatramin’ny faran’ny herinandro izany. Mitobaka eny an-tsena ny karazana akanjo mafana. Ifanotofan’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Valanjavaboary Isalo: sahirana ireo mpiasa 450 mivelona amin’ny zahavoary

Nikatona ho an’ny mpitsidika rehetra ny valanjavaboary 43 tantanin’ny Madagascar National Parks (MNP) manerana ny Nosy, nanomboka ny 23 marsa noho ny hamehana ara-pahasalamana, vokatry ny valanaretina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Etonnante découverte à la Poste Analakely: une Kalachnikov et une carabine...

Une découverte inattendue a eu lieu dans l’immeuble de la Poste à Analakely avant-hier. Selon une source sécuritaire, des ouvriers qui s’occupent de la rénovation de la toiture ont découvert un sac...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambondromamy: un homme abattu et un autre gravement blessé

Lors d’une attaque à main armée survenue à Ambohimasina Ambondromamy dans la nuit de jeudi à vendredi, un membre du quartier mobile a été tué par balle alors qu’un autre a été blessé. Les malfaiteurs...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Gendarmerie d’Antsalova: un jeune homme placé en garde à vue s’évade

Un jeune homme de 25 ans, placé en garde à vue pour vol de zébus, a réussi à s’évader de la brigade de gendarmerie d’Antsalova dans la soirée de lundi. Il a dit à un gendarme stagiaire chargé de sa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antsiranana: l’enseignement supérieur dans la turbulence

Des menaces de trouble planent sur l’enseignement supérieur de la région Diana actuellement. Outre les correcteurs des dernières sessions du baccalauréat qui revendiquent leurs arriérés de vacations,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antananarivo: proposition de relance des opérateurs

Les opérateurs se félicitent de l’annonce d’une rencontre pour la relance économique, initiée par le chef de l’Etat. Les acteurs de la filière hôtellerie et restauration ont ficelé des propositions à...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Alakamisy Fenoarivo: 171 élèves passent des tests de coronavirus

Comme certains de leurs camarades ou de leurs parents sont déclarés positifs au coronavirus, 171 élèves issus de quatre écoles de la Commune rurale d’Alakamisy Fenoarivo doivent passer des tests de...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Marchés : plusieurs réorganisations en vue

Le maire de la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) et son équipe ont constaté plusieurs anomalies lors de leur descente inopinée aux marchés d’Anosibe, de Namontana et d’Ambilanibe, hier. Plusieurs...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fasan’ny Karana: les chauffeurs réclament l’ouverture des lignes

Soutenus par les guichetiers et les rabatteurs, les chauffeurs de la gare routière du Fasan’ny Karana ont réclamé hier l’ouverture des lignes régionale et nationale. Ils vont entrer en grève à partir...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy fanarahan-dalàna: kamiao iray tratra nitondra olona 11 an-tsokosoko

   Mitohy hatrany ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpitatitra sasany. Kamio iray indray no tratra nitondra mpandeha an-tsokosoko, omaly. mpandeha 11 ny tao anatiny. Mila andraisana fepetra. Manoloana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Avy nijery horonantsary mamoafady: zazavavikely iray 8 taona naolana tovolahy...

   Nentin’ny filan-dratsy! Nidoboka am-ponja avy hatrany rehefa avy natolotra ny fampanoavana ilay tovolahy iray 16 taona tratra nanolana zazavavikely vao 8 taona monja tao Miarinarivo. Raha ny...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live