Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Rano sy fidiovana ary fahadiovana: Malagasy 16 tapitrisa tsy misitraka rano fisotro

$
0
0
Fantatra, omaly, nandritra ny tatitra nataon’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny Water Aid tamin’ireo Antenimierandoholona fa Malagasy 16 tapitrisa no tsy misitraka rano fisotro eto Madagasikara. Ankoatra izany, manoloana izao fiparitahan’ny valanaretina covid-19 izao dia Malagasy 20 tapitrisa tsy manana fanasana tanana akory kanefa io fanasana tanana amin’ny savony io no fiarovana tsara indrindra amin’izany areti-mandoza […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>