Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Ankadikely Ilafy: voaroba ny vola vodiondry 140.000Ar

$
0
0
Miverina ny tsy fandriampahalemana ao Avaradrano. Tokantranona mpivady iray, lasibatry ny asan-jiolahy, ny alin’ny alahady teo. Vokany, voaroban’ireo andian-jiolahy manodidina ny 10 isa nirongo fitaovam-piadiana ny vola mitentina 140.000Ar. Vola izay azon’ireo mpivady antitra nandritra ny vodiondrin-janany. Isan’izany koa ny peratra volamena ary ny telefonina miisa telo an’ireo mpivady 84 sy 82 taona. « Avy nanao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>