![]()
Nentin’ny filan-dratsy! Nidoboka am-ponja avy hatrany rehefa avy natolotra ny fampanoavana ilay tovolahy iray 16 taona tratra nanolana zazavavikely vao 8 taona monja tao Miarinarivo. Raha ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Miarinarivo (CSP), nisy olona nampilaza tamin’ny polisy fa misy zazavavikely iray niharan’ny fanolanana teo akaikin’ny fonenan’izy ireo, ny 2 […]