Happy Women –Andraharo: tsy manadino ireo fianakaviana sahirana
Tsy hadinon’ny Fikambanam-behivavy Happy Women, miasa ao amin’ny Novo-Comm, ireo fianakaviana sahirana ao amin’ny fokontany Andraharo. Sarotra ho an’ny ankamaroan’ny mponina, indrindra ireo sahirana...
View ArticleNa efa nanao tifi-danitra aza: tsy naharo ireo mpangalatra taolam-paty ny...
Niezaka nanao tifi-danitra ihany ny zandary hiarovana ny ain’ireo mpamaky fasana sy mpangalatra taolam-paty roa lahy tratran’ny fokonolona, ary notazonina tao amin’ny tobin’ny zandary, ao Antanambao...
View ArticleNuit de la Saint-Sylvestre: il faut dépenser en moyenne 150.000 ariary
Cette fois encore, la majorité des Malgaches dans la Capitale choisissent de passer le réveillon de la Saint-Sylvestre en famille ou à l’église, à la bonne franquette. Mais, comme en 2017, ceux qui en...
View ArticleSapeurs pompiers: l’incivisme compromet leur mission
Les pompiers déplorent actuellement l’incivisme de certains concitoyens. «Des comportements qui compromettent la qualité de nos services, malgré les efforts déployés», a affirmé hier, le chef de corps...
View ArticleIncendie à Alarobia-Amboniloha: un enfant périt dans les flammes
La série noire se poursuit dans la capitale. Après les incendies qui se sont déclarés successivement dans plusieurs quartiers d’Antananarivo-Renivohitra, le drame a touché le fokontany...
View ArticleAmbohimanga Bongatsara: une vingtaine de blessés dans un carambolage
Un spectaculaire accident de la route s’est produit dans la soirée d’hier à Ambohimanga, un hameau se trouvant dans la commune de Bongatsara. Le bilan encore provisoire fait état d’une vingtaine de...
View ArticleFormaprod: des exploitants ruraux récompensés dans l’Ihorombe
La région Ihorombe est comprise dans la zone d’intervention du Programme de formation professionnelle et d’amélioration de la productivité agricole (Formaprod) depuis 2016. Et autant dire que le...
View ArticleEPP Farahalana Sambava: reconstruction après Enawo
La phase de reconstruction après le passage du cyclone Enawo en 2017, est effective à l’Ecole primaire publique (EPP) de Farahalana, dans la Circonscription scolaire (Cisco) de Sambava. De nouvelles...
View ArticleAlarobia Amboniloha: trano iray nirehitra, ankizilahy 11 taona maty may
Ankizilahy iray, 11 taona, ny maty main’ny afo tao amin’ny rihana faharoa, nandritra ny haintrano teny Alarobia Amboniloha, omaly tokony ho tamin’ny 2 ora sy sasany teo. Voalaza ho manana...
View ArticleMalaimbandy: avotry ny zandary ireo olona dimy nalaina an-keriny
Ny 24 desambra teo tao Nosimbazaha, kaominina Malaimbandy, distrika Morondava, votsotry ny zandary teo am-pelatanan’ireo jiolahy mpaka an-keriny, tsy nisy fandoavam-bola, ny olona dimy mianadahy...
View ArticleZandary, Toamasina: niova anarana ho toby Jeneraly Randrianazary
Natao, omaly tany Toamasina, ny fanovana ny anaran’ny toby “Pointe Tanio” misahana ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena Toamasina, lasa ho toby Jeneraly Randrianazary, nanomboka io omaly io....
View ArticleIavoloha: olona 19 naratra vokatry ny fifandonana fiara
Olona 19 naratra vokatry ny fifandonan’ny fiara teny Iavoloha, omaly hariva. Sprinter iray sy fiara Peugeot 206 ary kamiao semi remorque ireo nifandona ireo. Olona 17 ny naratra tao amin’ilay fiara...
View ArticleFetin’ny faran’ny taona: manodidina ny 80 000 Ar ka hatramin’ny 140 000 Ar ny...
Maromaro ireo ankohonana manoman-tena hamonjy fetin’ny faran’ny taona any amin’ny trano filanonana. Manodidina ny 80.000 Ar hatramin’ny 140.000 Ar ny vidim-pidirana amin’izy ireny. Telo andro sisa tsy...
View Article« Course du coeur aux familles »: nizarana fanampiana ny fianakaviana ao...
Tao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy, nanolotra fanampiana sy kojakoja ilaina amin’ny fanomanana ny fety ny Fondation Telma sy ireo mpiara-miasa aminy tao anatin’ny hetsika “Courses du Coeur...
View ArticleMatahotra korontana: betsaka ireo mpivarotra nitaona ny entana nody
Zoma farany ho an’ny taona 2018, betsaka ny olona nifanaretsaka teny an-tsena Analakely, teny Behoririka sy ny manodidina rehetra, omaly tontolo andro. Saika tsy nisy toerana hodiavin’ny tongotra...
View ArticleFaran’ny taona: matihanina ny sehon-dry Jerry Marcoss
Nisafidy ny hijanona eto Madagasikara hanome fahafaham-po ny mpankafy azy ry Jerry Marcoss sy ny tariny. Tsy lavitra ny toerana fa ao amin’ny CCI Ivato. Efa tsy zovina amin’ny rehetra mpamonjy fety...
View ArticleViolent incendie à Isotry: des maisons réduites en cendres
Un violent incendie s’est produit, hier après-midi dans le quartier populaire d’Isotry, dans le secteur la «Grande île». Cris de pleurs et de paniques. C’est ce qu’a provoqué un violent incendie à...
View ArticleTribunal d’Anosy: procès d’un patron qui bat ses employés
Le procès de l’affaire d’un employé battu par son patron, ayant soulevé les riverains d’Ankadimbahoaka en mois de juillet dernier, va se tenir ce jour dans la salle n°3 du tribunal d’Anosy. Christophe...
View ArticleUniversité de Fianarantsoa: acquisition d’un véhicule anti-incendie ultramoderne
L’Université de Fianarantsoa vient de recevoir un véhicule de pompiers ultramoderne, don de la Suisse. Le don fait suite à la rencontre de la députée helvétique, Isabelle Chevalley, avec les...
View ArticleMahajanga: incident au CHU de Mahavoky-Atsimo
Le Centre hospitalier universitaire de Mahavoky-Atsimo, commune urbaine de Mahajanga a failli être la proie des flammes, hier. La situation a été maîtrisée après l’intervention des sapeurs-pompiers de...
View Article