![]()
Zoma farany ho an’ny taona 2018, betsaka ny olona nifanaretsaka teny an-tsena Analakely, teny Behoririka sy ny manodidina rehetra, omaly tontolo andro. Saika tsy nisy toerana hodiavin’ny tongotra intsony teo Behoririka fa nifanaretsaka ny mpiantsena sy ny mpandeha an-tongotra. Nisokatra vao maraina ny toeram-pivarotana rehetra niandry ny mpividy. Tsy vitsy koa ireo efa nandamindamina ny […]