![]()
Ny 24 desambra teo tao Nosimbazaha, kaominina Malaimbandy, distrika Morondava, votsotry ny zandary teo am-pelatanan’ireo jiolahy mpaka an-keriny, tsy nisy fandoavam-bola, ny olona dimy mianadahy nalain’izy ireo an-keriny. Jiolahy ampolony nirongo basy fitondra mihaza sy zavamaranitra ny nanatanteraka io fakana an-keriny io tao Tanambao, fokontany sy kaominina Malaimbandy, io andro io ihany, tokony ho tamin’ny […]