Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Na efa nanao tifi-danitra aza: tsy naharo ireo mpangalatra taolam-paty ny zandary

$
0
0
Niezaka nanao tifi-danitra ihany ny zandary hiarovana ny ain’ireo mpamaky fasana sy mpangalatra taolam-paty roa lahy tratran’ny fokonolona, ary notazonina tao amin’ny tobin’ny zandary, ao Antanambao Manampotsy, afakomaly. Tsy nampihemotra ireo fokonolona marobe nitaky fitsaram-bahoaka anefa izany. Voasambotry ny fokonolona tao Antanambao Manampontsy ny jiolahy mpamaky fasana sy mpangalatra taolam-paty. Nirongatra izaitsizy ity tranga ity, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>