Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mitentim-bidy 360 miliara Ar : mafia mpanao trafika andramena roalahy...

 Telo izy ireo no natolotra ny mpitsara mpanao famotorana teny anivon’ny Chaîne pénale anti-corruption, 67 ha, ny talata teo. Naiditra am-ponja vonjimaika (MD) ny roa taorian’izany. Fanondranana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tratran’ny vela-pandrika : miaramila afaka roa lahy tratra nivaro-basy sy bala

Tsy afa-bela tamin’ny zandary ireo mpivarotra basy teto an-drenivohitra. Nisy miaramila afaka tamin’ireo… Voasambotry ny zandary ny lehilahy telo nikasa hivarotra basy poleta 7.65 mm niaraka tamin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Bealanana : ankizivavy naolana sady novonoina

Manerana ny Nosy mihitsy ny habibiana atao amin’ny tovovavy. Tovovavikely iray vao 14 taona, kilasy fahatelo amin’ny CEG any an-toerana ny niharan’ny fanolanana sady mbola novonoin’ireo olon-dratsy....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toamasina : tovolahy sy karana vavy iray maty rotiky ny balan’ny jiolahy

Notafihan’ny jiolahy tsy latsaky ny enina mirongo fiadiana ny tokantrano iray ao Andranomadio parisela 11/43, ny  alatsinany 3 avrily 2017 teo tamin’ny 10 ora alina. Maty voatifitra ny tovolahy vao 29...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vatovavy : renouvellement du bureau du Maramy

L’association des natifs de Mananjary «Mananjary raika my» (Maramy) vient de renouveler son bureau, arrivé au terme de son mandat, en reconduisant le président en exercice à son poste. Le président du...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rehefa tsy voaray an-tanana haingana : mitarika amin’ny famonoan-tena ny...

Mitombo ny olona mamono tena eto amintsika araka ny antontanisa eny amin’ny hopitaly. Mila fantarina ny fisehoan’izany ety ivelany ahafahana manampy ireo tratran’ny fahaketrahana ara-tsaina tsy ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Niravona ny olana : hiverina hiasa ny Seces Toliara

“Tsy maintsy mandray andraikitra ny rehetra”, hoy ny minisitra Rasoazananera Monique, nandritra ny fifampinidihana nikaroham-bahaolona momba ny tanin’i Maninday nanoloana  ny fitakian’ny mpampianatra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Traboina tamin’i Enawo : nanome fanampiana ny Cnaps

Toy ny fanaony amin’ny lafiny sosialy, nanolotra fanampiana ho an’ny traboina tamin’ny rivodoza Enawo farany teo ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps), omaly teny amin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fermeture de l’abattoir de Vontovorona : plus d’une centaine d’employés...

La société «Dago Trade», devenue «Dolly Food» il y a un an, pour la même activité, et connue sous l’appellation d’abattoir chinois de Vontovorona, vient de fermer ses portes. Elle a cette fois-ci...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Relèvement après Enawo : la Cnaps apporte sa contribution

La grande famille de la Cnaps ne faillit pas à son devoir de citoyenne. Hier, une équipe envoyée par le directeur général de la Caisse, Arizaka Raoul Rabekoto, a remis des dons en guise de soutien au...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vente illégale d’arme : deux ex-militaires pris la main dans le sac

Impliqués dans une affaire de vente illégale d’une arme à feu, deux ex-militaires ainsi que leur complice, un militaire retraité, viennent de tomber dans le filet des éléments de le Compagnie...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Education-FADEP.MG : bientôt la rentrée solennelle

La célébration de la rentrée solennelle de la Formation à distance des enseignants du primaire à Madagascar (Fadep. mg) a été annoncée lors du Conseil du gouvernement de mardi. C’est un projet qui est...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Boeny : renforcement de l’assainissement à Mahajanga

Mahajanga entre dans l’ère du co-compostage après l’inauguration, mardi dernier, d’une station de traitement des boues de vidange, d’une valeur de 900.000 euros, sur une superficie d’un hectare à...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Niatrana teny amin’ny Bianco ny Emmo/Reg : savorovoro torabato nitakina ny...

 Nisehoana savorovoro ny teny amin’ny foiben-toeran’ny Bianco eny Ambohibao, omaly alina. Torabato tsy nifankahitana teo am-bavahady nanehoan’ireo andiana olona tsy mankasitraka ny nisamborana sy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanolanana tany Bealanana : olona efatra voasambotry ny zandary

Voasambotry ny zandary, ny 5 avrily teo, ny lehilahy roa voalaza fa tompon’antoka tamin’ny fanolanana sy famonoana tovovavikely iray 14 taona, tany Bealanana, tao Antanimanga. Ny ampitson’io kosa no...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Habibiana tany Farafangana : maty voatsatoka antsy ny dokotera Rakotonirina...

Niharan’ny vonoan’olona tamin’ny fomba feno habibiana tao Farafangana, afakomaly antoandro, ny medecin inspecteur Rakotonirina Justin Pierre Michel. Tsatoka antsy sy tifitra teo amin’ny lohany no...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andohatapenaka : jiolahy mpanendaka raindahiny voasambotry ny polisy

Lehilahy iray antsoina hoe Papozy, 26 taona monina eny Andohatapenaka no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahasfito eny 67 ha, rehefa avy nanendaka findaina ramatoa iray teny 67 ha,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitaterana : avo telo heny ny saram-piantsonana

Tsy nisy teny ierana tamin’ny mpitatitra fa dia nampiakarin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ho avo telo heny be izao avy hatrany ny saram-piantsonan’ny fiara mpitatitra toy ny taxi sy ny taxi-be....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sasa tanana amin’ny savony : mitohy ny fanentanana eny amin’ny EPP

« Sasao madio ny tananao ». Hira fanentanana, izay efa manomboka hain’ireo ankizy tsianjery io. Fitaovana iray nampiasaina anatin’ny tetikasa Diorano /Wash, novolavolain’ny PSI Madagascar, hanentanana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nidaroka mpianatra : notanana am-ponja ilay mpampianatra

Nitory avy hatrany ilay ray aman-drenin’ilay tovovavikely nodarohin’ilay mpampianatra tao amin’ny sekoly La Croyance etsy Anjanahary. Notohanan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena izany fitoriana...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>