![]()
Tsy afa-bela tamin’ny zandary ireo mpivarotra basy teto an-drenivohitra. Nisy miaramila afaka tamin’ireo… Voasambotry ny zandary ny lehilahy telo nikasa hivarotra basy poleta 7.65 mm niaraka tamin’ny bala dimy sy “boite chargeur” iray, ny alatsinainy maraina lasa teo. Voasambotra teny Anosy ny iray tamin’ireo, teny Ankadilalana ny faharoa, ary tany Tanjombato ny fahatelo. Voalaza fa […]