![]()
Notafihan’ny jiolahy tsy latsaky ny enina mirongo fiadiana ny tokantrano iray ao Andranomadio parisela 11/43, ny alatsinany 3 avrily 2017 teo tamin’ny 10 ora alina. Maty voatifitra ny tovolahy vao 29 taona raha nihevitra hiaro ny reniny nandritra ny fanafihan-jiolahy. Ny alarobia tamin’ny 12 ora antoandro kosa tao amin’ny « Cite Nouvelle Ville » izay tsy lavitry […]