![]()
Telo izy ireo no natolotra ny mpitsara mpanao famotorana teny anivon’ny Chaîne pénale anti-corruption, 67 ha, ny talata teo. Naiditra am-ponja vonjimaika (MD) ny roa taorian’izany. Fanondranana an-tsokosoko andramena 26 kaontenera, mitentim-bidy 360 miliara Ar sy heloka hafa no anenjehana ireto voalaza fa mafia mpanao trafika ireto. Andrasan’ny rehetra, toy ny fahafantarana ny voarohirohy […]