Lehilahy iray maty voatifitra : basy Kalachnikov sy Mas 36 iray azon’ny zandary
Basy Mas 36 iray tsy misy bala no hitan’ny zandary tao an-tranon’olona iray ao Ambohimahasoa, ny alarobia teo. Nahatratra lehilahy iray nitondra basy Kalachnikov koa ny zandary any an-toerana ny...
View ArticleFenoarivo Atsinanana : tokantrano roa voatafika, voaolana ramatoa
Tsy tery lalana ny ratsy, efa tonga hatrany ambanivohitra ny fanafihana mitam-piadiana ary lasibatra, ankehitriny, ny tantsaha mpamokatra. Fantatra izany, nandritra ny fanafihana mitam-piadiana nataona...
View ArticleAzo sorohina ny loza miseho amin’ny asa
Isan-taona, manomana andro iray ho fanentanana momba ny fiarovana ny loza miseho amin’ny tontolon’ny asa ny Vivo Energy izay manjifa ny solika Shell eto Madagasikara sy aty Afrika. Ho an’ny mpiasa...
View ArticleBEPC fanatanjahantena : olana ny fahataran’ny mpiadina
4 035 ny isan’ny mpiadina amin’ny BEPC miatrika ny taranja fanatanjahantena ho an’ny foibem-panadinana Lycée Moderne Ampefiloha. Mandray ny fiatrehana ny fanadinana ny kianja eny Mahamasina. Nanomboka...
View Article10 taona ny CNCA : efa misy lalàna mifehy ny ronono
10 taona ny nijoroan’ny komity nasionaly momba ny codex alimentarius (CNCA) eto amintsika izay miasa eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana. Ezaka lehibe vitan’ny komity ny...
View ArticleTokony hankatoavin’i Madagasikara : hampahafantarina ny fifanarahana...
Nodinihina teny Ankorondrano, omaly, ny fifanarahana iraisan’ny firenena afrikanina momba ny zon’olombelona sy ny zon’ny vehivavy novolavolaina tany Maputo ny taona 2003. Efa nanao sonia ny...
View ArticleTroisième âge en pension : 90% abandonnés par leurs proches
Parmi les pensionnaires de troisième âge du centre Foyer de vie, sis à Antanimora et à Ambohimanambola où se trouve l’annexe, 90% d’entre eux sont volontairement abandonnés par leurs familles...
View ArticleKidnapping : cinq suspects écroués à Antsirabe
Près d’un mois et demi après la libération de Shane Kourdjee, cinq présumés auteurs de son enlèvement ont été déférés hier au parquet d’Antsirabe. Le défèrement a eu lieu mercredi dernier au tribunal...
View ArticleAccusation de vol de bœufs : les natifs d’Ankavandra réagissent
Une plainte pour dénonciation calomnieuse contre ceux qui ont accusé de vol de bovidés la population et les différentes autorités de la commune urbaine d’Ankavandra sera déposée au tribunal de...
View ArticleAlaotra Mangoro : l’agriculture menacée
« La Région de l’Alaotra Mangoro est en phase de danger imminent actuellement à cause de la dégradation de son environnement», selon le Directeur régional du développement agricole, Samuel...
View ArticleFikaonandoha teny Ivato : milaza hanatsara ny asany ny polisim-pirenena
Nifarana ny zoma teo teny amin’ny Sekolim-pirenena ambony ho an’ny polisy eny Ivato ny fikaonan-dohan’ny polisim-pirenena. Isan’ireo nisongadina tamin’izany ny fanatsarana ny fomba fiasan’ny...
View ArticleAmbohitsoa : tratra ireo jiolahy mpanolana tovovavy
Saron’ny mpitandro filaminana ny jiolahy roa tompon’antoka tamin’ny fanolanana miharo vonoan’olona teny Morarano Ambohitsoa, ny herinandro teo. Araka ny loharanom-baovao voaray, tovovavy iray no...
View ArticleLozam-pifampoivoizana – Antanifotsy : mpandeha iray maty tsy tra-drano, 9...
Namono olona indray ny Rn 7. Nitrangana lozam-piarakodia mahatsiravina, omaly tamin’ny 6 ora maraina tao amin’ny fokontany Masoandro, kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan’Antanifotsy Pk 94....
View ArticleLozam-pifamoivoizana : hampiasa fitaovana ho fitsirihana ny...
Nanao andrana ara-teknika ireo fitaovana vaovao entina misoroka ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalana By-Pass ny zandary, ny zoma teo. Fitaovana ahitana radar de détecteur de vitesse sy...
View ArticleHampiharina amin’ny 2018-2019 : hohavaozina ny fandaharam-pianarana
Taorian’ny fanadihadiana teo amin’ny taranja malagasy sy français ary ny Early Grade reading momba ny vakiteny, hita taratra fa nidina ny fari-pahaizan’ny zaza malagasy. Efa 10 taona lasa rahateo no...
View ArticleAntsirabe I : nitombo ny mpiadina amin’ny CEPE
Raha 6 344 ny isan’ireo mpanala ny fanadinana CEPE ny taon-dasa, niakatra ho 6 890 ny izany amin’ity taona ity. Toy ny tamin’ny taona 2015 anefa, mbola vitsy ihany ireo nisafidy ny “option A » satria...
View ArticleEducation : vers la réforme du programme scolaire
Mieux vaut tard que jamais. Vingt ans après son élaboration, le programme scolaire malgache va être révisé conformément aux besoins actuels. Les réformes à entamer ne se limitent pas uniquement au...
View ArticleCollision frontale sur la RN7 : un mort et neuf blessés àAmbohimandroso
Un accident de la route d’une rare violence s’est produit, hier à Ambohimandroso. Un passager d’un taxi-brousse reliant Fianarantsoa à la capitale, a été tué sur le coup. La nationale 7 a de nouveau...
View ArticleAntsirabe : l’Alliance française à réhabiliter
Dans le cadre de ses actions citoyennes et au profit de la culture et de l’éducation, le groupe Star a contribué au projet de réhabilitation de l’Alliance française d’Antsirabe. La convention de...
View ArticleAmbohitsoa : deux violeurs en série arrêtés
Après avoir joué au chat et à la souris avec les forces de l’ordre, deux présumés auteurs de viol en série et de meurtre dans le quartier d’Ambohitsoa sont enfin arrêtés. Selon des sources...
View Article