ADEHM : du slam pour renforcer l’esprit citoyen
L’Association des écoles homologuées malgaches (ADEHM) a organisé, hier, la deuxième édition du tournoi de slam interétablissements baptisé «Slam-poésie» à l’école Peter Pan à Ambohijanaka. Son...
View ArticleAntanimora : 17 nouveaux détenus refoulés
Les agents pénitentiaires en grève depuis quelque temps déjà ont mis à exécution leur menace. Hier, à la prison centrale d’Antanimora, les nouveaux détenus qui devaient être incarcérés, ont été...
View ArticleLoza nahatsiravina teny Andoharanofotsy : maty notetezin’ny kamiao ilay tovovavy
Maty tsy tra-drano, notetezin’ny kodiaran’ny kamiaobe ity tovovavy iray, tokony ho 30 taona, omaly, teny Andoharanofotsy. Vokatry ny fahateren’ny lalana, noho ny fahamaroan’ireo mpivarotra...
View ArticleHetsika an-dalamben’ny Aroriaka : ny mpitazana no betsaka, mpamono afo no...
« An’ny vahoaka fa tsy an’ny mpitondra ny fahefana, fa nampindramina ny mpitondra. Ny ijoroantsika izao, mba hahatongantsika rehetra ireo hiadana: ho masina amin’ny taniny ny Gasy. Izany no tadiavinay....
View ArticleAndranonahoatra Itaosy : voasambotry ny polisy i Dadafara sy ny namany
Saron’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Itaosy, ny talata teo teny Andranonahoatra Itaosy i Dadafara sy ny namany, voarohirohy ho tompon’antoka amin’ny fanendahana sys sinto-mahery eny Amboatavo,...
View ArticleAnalakely : hiova endrika ny eny ambany “Arcade”
Atsy ho atsy, hiova endrika ny eny ambany “Arcade” raha ny fampanantenan’ny kaominina Antananarivo tamin’ny alalan’ny delegen’ny boriborintany voalohany. Efa manomboka ny fanadiovana tsikelikely ny eny...
View ArticleAmpefy : nahazo foibe Carmma ny fokontany Antorapasika
Tafajoro ny foibe Carmma (ivontoeram-pitsaboana hampihenana ny reny sy ny zaza maty aty Afrika) ao amin’ny fokontany Antorapasika, distrika Ampefy, faritra Itasy. Betsaka ny ankizivavy miteraka ao...
View ArticleBraquage à main armée : fusillade entre policiers et bandits
Tsiroanomandidy a été le théâtre d’une attaque à main armée dans la nuit de mardi. D’intenses échanges de tirs ont eu lieu entre les assaillants et trois policiers. Le point de vente d’une société de...
View ArticleAndoharanofotsy : une femme écrasée par un camion
Un accident de la route, d’une rare violence, est survenu dans la soirée d’hier à Andoharanofotsy, à hauteur de la bifurcation menant à la Brigade de gendarmerie de cette localité. Une femme d’une...
View ArticleSanté : des dons de matériels et d’équipements de l’OMS
Dans le cadre du Projet de renforcement du système de santé (Gavi), l’Organisation mondiale de la santé (OMS) a octroyé un don de matériels d’un valeur de 1 milliard 934 millions d’ariary au ministère...
View ArticleAmbatondrazaka : la région contribue à l’extension du CEG
Le chef de la région Alaotra Mangoro, Dr Honoré Raminoarison tient ses promesses sur l’extension des infrastructures du collège d’enseignement général d’Ambatondrazaka. La région a remis une aide de...
View ArticleBianco : nanao fanambaram-pananana ny polisy
Tonga nanatitra ny fanambaram-pananan’ireo Officier de police judiciaire (OPJ) eo anivon’ny polisim-pirenena teny amin’ny Bianco, omaly maraina, ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. Ny sekretera...
View ArticleMandra-pivaly ny fikatakiany… : manohy ny fitokonany hatrany ny mpandraharaha...
Nilaza ireo mpandraharahan’ny fonja omaly, fa manohy ny fitokonany hatrany mandra-pivalin’ny fitakian’izy ireo, miaraka ny an’ny mpirakidraharahan’ny fitsarana. Nilaza fa nisy ny fihaonana tamin’ny...
View ArticleMichel Barré, DG-n’ny Orange Madagascar : « Mirongatra amin’ny sehatra...
Naneho hevitra ny tale jeneraly (DG) ny Orange Madagascar mikasika ny tontolon’ny fifandraisan-davitra sy ny lalàna mifehy azy eto amintsika. Aminy, “mirongatra manerana ny sehatra rehetra ny kolikoly,...
View ArticleVola sandoka tratra tany Mahajanga : olona sivy natolotra ny fampanoavana
Natolotra ny fampanoavana, omaly, ireo olona sivy voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ilay raharaha fanamboarana vola sandoka tratra tany Mahajanga, ny talata teo… « Olona anatina tambajotra goavana...
View ArticleFetin’ny asa : hamaky bantsilana ny tsy mety ny F3M
Hamaky bantsilana ny zava-drehetra tsy mety ataon’ny fitondrana amin’izao fotoana izao ny Fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana malagasy (F3M), araka ny fanambaran’ny filohany, Ramamonjisoa Florentin,...
View ArticleVokatry ny fahatapahan’ny lalandrà : maty avokoa ny 35%-n’ny olona miditra...
Aretina voalohany mitarika amin’ny fahafatesana eny amin’ny hopitaly ny fahatapahan’ny lalandrà. Ho an’ireo lasa malemy ila vokatry ny fiakaran’ny tosidra, ilaina ny fanarenana ara-batana. Asa izay...
View ArticleAndranofeno Atsimo : lasa tanàna feno fotodrafitrasa ho an’ny mponina vonona...
Nanomboka tamin’ity volana avrtily ity, mipetraka amin’ny trano biriky voarafitra tsara avokoa ireo fianakaviana 107 vonona ny hanorim-ponenana, eny Andranofeno Atsimo. Tsy misy mipetraka amin’ny...
View ArticleLycée Victoire Rasoamanarivo – Mahajanga : harena ho an’ny firenena ny sekoly...
Satria hiatrika ny fanadinana BEPC, ny andiany voalohany, ao amin’ny kolejy Victoire Rasoamanarivo, Tsararano ambony any Mahajanga, amin’ity taona ity, napetraka ny ambaratonga faharoa dingana farany...
View ArticleEau, hygiène et assainissement : nouvelles méthodes de sensibilisation
Face à la difficulté de faire passer les messages de sensibilisation dans la pratique d’hygiène et d’assainissement, l’organisme responsable de la campagne a opté pour la production d’une série de...
View Article