![]()
Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny polisy “Opération tenue civile”. Tratran’ny polisin’ny Uir teny Andavamamba, ny asabotsy alina teo ny jiolahy raindahiny antsoina hoe i Tiana Biby niaraka tamin’ny namany. Nambaran’ny polisy fa isan’ireo jiolahy raindahiny amin’ny halatra sy fanaovana herisetra atahoran’ny olona mihitsy eny amin’ny faritra Andavamamba iny ry zalahy ireto. Jiolahy iray antsoina hoe […]