![]()
Saron’ny polisin’ny BC 5, teny Ampasampito, ny alatsinainy hariva teo, ny togoley iray, 35 taona, voarohirohy amina raharaha fanafihana miharo halatra. Araka ny fanazavan’ny polisy, nisehoana fanafihana miharo halatra tao amina orinasa iray eny Androhibe, ny alin’ny 30 marsa 2019 lasa teo. Very tamin’izany ny “huilles essentielles” ylang-ylang sy geranium, mitentim-bidy 224 770 000 Ar tao amin’ilay orinasa. Tamin’izay fotoana […]