![]()
Fahombiazana, ny dingana voalohany tamin’ny fanatanterahana ny tsy fanjarian-tsakafo, ho an’ireo zaza, tany amin’ny faritra Itasy, nokarakarain’ny change onlus. Anisan’ny nahazoana ny vokatra tsara ny fampiasana ny “moringa”. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasan’ny “Change Onlus Madagascar”, ny fanjarian-tsakafo, ho an’ireo zaza, ao amin’ny faritra Itasy. Nikarakara, varavarana misokatra, mikasika izany indrindra, ry zareo, ny alakamisy […]