Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all 24986 articles
Browse latest View live

Cantine scolaire: la suspension perdure pour Analamanga

$
0
0
Des chefs d’établissements scolaires primaires de la région Analamanga, aussi bien du privé que du public, ont affirmé hier que l’appui, à propos de la cantine scolaire, venant du ministère de l’Education nationale et de l’enseignement technique et professionnel (Meetp), tardait toujours à venir. Selon leurs dires, l’aide a été suspendue depuis le mois de […]

Toliara: crise dans la filière bois d’œuvre

$
0
0
Un malentendu s’installe entre les marqueteurs et la Direction régionale de l’environnement et du développement durable de l’Atsimo-Andrefana. Une descente inopinée effectuée au Bazar Soanafindra a failli mettre le feu aux poudres, la semaine passée, à Toliara. Les marqueteurs et vendeurs de meubles de Toliara ont mal pris la descente des agents de la Direction […]

Antaniavo: le Ppa4 et la population en symbiose

$
0
0
Renforcement de la sécurisation dans la zone d’opération du poste de police d’Antaniavo-Antohomadinika (PPA4). Les responsables du poste de police d’Antaniavo-Antohomadinika (PPA4) ont mis en place une nouvelle stratégie de sécurisation, par une collaboration plus étroite avec les fokontany. Les échanges d’informations étant à la base de l’efficacité de la lutte contre l’insécurité, les éléments […]

Toamasina – Fanafihana ny Acces banque: tratran’ny camera de surveillance ireo jiolahy

$
0
0
Voaporofo satria voarakitra ao anatin’ny « camera de surveillance » ny endrik’ireo jiolahy telo lahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana teo samy hafa tao Toamasina. Isan’izany ny tranombarotra mpamongady roa sy ny Acces banque… Mbola nahatrarana basy PA ihany koa tany aminy nandritra ny fisavana nataon’ny polisy. Fantatra tamin’ny alalan’ny famotorana nataon’ny polisy fa ry zalahy ireto koa no […]

Manja: dahalo raindahiny, saron’ny polisy i Vaika

$
0
0
Voasambotry ny polisy tao amin’ny fokontany Ambararata, kaominina ambonivohitr’i Manja, ny alahady teo, ny dahalo raindahiny antsoina hoe i Vaika. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, dahalo raindahiny ikoizana amin’ny fanafihana mitam-piadiana i Vaika ary tena mahery vaika mihitsy rehefa manafika. Nitrangana fanafihan-dahalo miisa dimy tao amin’io fokontany io. Lasan’ireo dahalo tamin’izany ny osy miisa 50 tao […]

« Opération en tenue civile »: jiolahy iray indray tratran’ny polisy

$
0
0
Nandritra ny hetsika « Opération en tenue civile » nataon’ny polisy avy ao amin’ny CSP7 no nahatrarana jiolahy raindahiny amin’ny harom-paosy teny amin’ny fiantsonan’ny taxi-be ampitan’ny tobin-tsolika iray eny 67 ha, ny 19 mey 2019 hariva teo. Fantatra fa jiolahy efa mpamerin-keloka sy fanta-daza izy ity ary araka ny filazany, eny Isotry ny toerana fanaovany ny asa ratsiny. […]

Ambatondrazaka: MD ireo dahalo enina nanafika Japoney

$
0
0
Tonga nitsidika ny minisitry ny Filaminam-bahoaka teny amin’ny birao fiasany eny Anosy ny solontena maharitry ny Jica Madagascar, notarihin’i Umemoto Shinji, afakomaly. Nitondra fisaorana manokana sy nankasitraka feno ny polisy ity solontenan’ny Jica ity manoloana ny ezaka lehibe nataony nanenjehana ireo jiolahy nanafika teratany Japoney tany Ambatondrazaka, ny 4 mey 2019 lasa teo. Tsiahivina fa nisy […]

Kolo anaka: ny tsara ho fantatra momba ny androbe

$
0
0
(Fizarana faha-7) 20–Manontany ny mpamaky iray hoe: «mety ho lasa androbe ve ny fanintona amin’ny zaza iray? » Tsara ny mampahatsiahy fa ilay fihetsehan’aretina sendra mitranga rehefa tsy zakan’ ny atidohany ny maripana avy amin’ny aretina mety mahazo azy ny atao hoe fanintona eo amin’ny zaza. Ny mahatonga ny androbe kosa, araka ny voalaza teo aloha, ny […]

Seranam-piaramanidina: omanina hiatrika loza voajanahary

$
0
0
Eritreritra heverina ho ratsy loatra ny faminavinana trangana loza voajanahary goavana. Saingy, raha sanatria misy izany tokoa moa, hitohy amin’ny hoe « ahoana ny hamonjena ireo olona traboina sy ny handefasana ireo kojakoja samihafa ilainy? », ny eritreritra. Ny tsara fiomanana, tsy tampohin’ny loza! Izay indrindra ny anton’ny atrikasa antsoina hoe « Get Airports Ready for Disaster » na […]

Karohina sy arahi-maso fatratra: polisy ny atidoha mpampanofa basy ireo jiolahy

$
0
0
Efa nampoizin’ny maro. Fantatra izao fa polisy ihany ny miray tsikombakomba amin’ireo jiolahy ary mampanofa ny fitaovam-piadiana (basy, bala…) ampiasaina amin’ireo fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina. Mandeha ny fanaraha-maso sy ny fikarohana azy ireo. Nidoboka ao amin’ny fonjaben’Ambalatavoahangy rehefa avy natolotra ny fampanoavana, afakomaly, ireo jiolahy telo tompon’antoka tamin’ny fanafihana ny Accès Banque ao Bazarikely, ny […]

60 000 Ar isan’andro ny hofana Kalachnikov: tratran’ny polisy i Jacques, mbola karohina i Tida Kely

$
0
0
Saron’ny polisy tao Toamasina ihany i Jacques, jiolahy iray voarohirohy ho mpampanofa basy Kalachnikov amin’ireo jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina. Manana basy Kalachnikov telo ity jiolahy ity ary nandritra ny hetsika nataon’ny polisy noho ny firongatry ny fakana an-keriny no nahatrarana azy… Voalazan’ny polisy fa naman’i Tida Kely, voarohirohy amin’ilay raharaha fakana an-keriny ny […]

Ambolomadinika: tambajotran-jiolahy ravan’ny polisin’ny Fip

$
0
0
Ravan’ny polisin’ny Fip ireo tambajotran-jiolahy mpamaky trano ao Toamasina. Ny faran’ny herinandro teo ny fisamboran’ny polisy azy ireto. Niainga avy amina fahatrarana mpamaky trano iray ny nahazoana ireo namany rehetra mpiray tsikombakomba amin’ity tratra voalohany ity, araka ny fanazavan’ny polisin’ny Fip. Nilaza ity mpamaky trano ity, nandritra ny famotorana nataon’ny polisy, fa tsy mandeha irery izy fa […]

Ampasika: jiolahy iray tratra teo am-pamakiana trano

$
0
0
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny CSP Itaosy, omaly tamin’ny 2 ora maraina teny Ampasika, noho ny resaka vaky trano, ny jiolahy iray 30 taona. Nambaran’ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy ao amin’ny CSP Itaosy fa omaly maraina tamin’io fotoana io, tratra nihanika tambohon’olona ary niakatra teny ambony “terrasse” ity jiolahy ity. Taitra, noho izany, ny tompon-trano rehefa […]

Tsy nahaloa ny hofan’ny toerana ny mpikarakara: nihantona ny hetsika « Le Zoma de Tanà » eny amin’ny Parvis

$
0
0
Nahanton’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny fampiasan’ny mpikarakara ny hetsika momba ny varotra « Le Zoma de Tanà » eo amin’ny Parvis Analakely, araka ny fanazavan’ny talen’ny seraseran’ny kaominina, Raharivelo Tiana Harilaza, omaly teny amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely. Nambarany fa nanomboka ny taona 2018 no nisy ny fifanarahana eo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny mpiandraikitra ny « Le […]

Fetin’ny reny: vitsy ny mividy fanomezana

$
0
0
  Andro vitsy sisa, hanakoako any amin’ny onjampeo rehetra any ireo hira manome lanja ny reny, ilay kibo nifonosana. Homarihina ny alahady izao ny fetin’izy ireo. Toy ny mahazatra, miara-dalana hatrany amin’ny fotoana toy itony ny firoborobon’ny karazam-barotra, mifandraika amin’ilay fety. Efa mahazatra ny ankamaroan’ny olona, indrindra ny aty an-dRenivohitra, rahateo, ny manolotra fanomezana. Raha […]

Lutte contre les trafics illicites: les PTF à la rescousse

$
0
0
Les Partenaires techniques et financiers ont affiché leur volonté de travailler de concert avec Madagascar pour lutter contre les trafics illicites et préserver l’environnement. Le ministère de l’Environnement et du développement durable (Medd) et ses partenaires techniques et financiers (PTF) ont particulièrement souligné l’importance de renforcer la lutte contre tout pillage de nos ressources naturelles. […]

CNAPS – Didec Moramanga: les obligations des employeurs à la loupe

$
0
0
La Caisse nationale de prévoyance sociale (Cnaps) et la Direction nationale de l’éducation catholique (Dinec) poursuivent leur collaboration, en formant les responsables catholiques sur les obligations des employeurs et les droits des travailleurs. Le diocèse de Moramanga vient d’abriter cette session durant quatre jours. Dans ce sens, les chefs d’établissements et les parents d’élèves, qui […]

  Sécurité alimentaire: la nutrition intégrée dans le programme « Defis »

$
0
0
  Le ministère de l’Agriculture, de l’élevage et de la pêche, en charge du programme de Développement des filières agricoles inclusives (Defis), et l’Office national de nutrition (ONN) ont signé un accord de partenariat, hier, à Anosy. A travers cette convention, les deux parties vont conjuguer leurs efforts dans le dessein de diversifier les aliments, […]

Mahajanga: la région contribue à l’ifthar

$
0
0
La région Boeny honore les convictions religieuses de la population en respectant sa laïcité. La communauté musulmane de Mahajanga a bénéficié d‘un don du chef de région pour la rupture du jeûne, cette semaine. Une délégation conduite par le chef de région Clavelah Bazezy a remis un lot de produits de première nécessité (PPN), constitué […]

Ihosy: formation de gendarmes motocyclistes

$
0
0
La gendarmerie nationale renforce la décentralisation de ses services. Une formation en motocyclisme est dispensée actuellement à des gendarmes issus des groupements d’Ihorombe, d’Anosy et d’Androy. L’Etat-major du groupement de la gendarmerie d’Ihorombe accueille du 21 au 25 de ce mois, des séances de formation destinée aux gendarmes motocyclistes des groupements d’Ihorombe, d’Anosy et d’Androy. […]
Viewing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>