Fiara 4×4 nahafaty olona dimy : naiditra am-ponja any Moramanga ilay karana
Ho fampitoniana ny vahoaka ? Asa, fa araka ny fantatra, naiditra am-ponja vonjimaika (MD) any Moramanga, omaly maraina, ilay karana nitondra ilay fiara 4X4, namoa-doza ka nahafaty olona dimy, ny...
View Article« Raharaha Kidnapping » : naiditra am-ponja vonjimaika eny Arivonimamo i...
Niakatra fitsarana teny Anosy, niatrika ny mpitsara mpanao famotorana, i Roger Lala Stéphanie omaly. Voalaza fa naiditra am-ponja vonjimaika any Arivonimamo ny tenany halina. Nivezivezy ary naharitra...
View ArticleKaominina Soavina : mitohy ny fanampiana ireo traboina
Herintaona, ny asabotsy lasa teo ny nitrangan’ilay loza voajanahary izay namela takaitra goavana tamin’ireo mponina eny Soavina. Olona miisa 2 500 traboina, miisa 76 kosa ireo trano rava taorian’ny...
View ArticleMaroantsetra : olona telo nilatsahan’ny varatra, roa maty tsy tra-drano
Olona roa maty, iray hafa miady amin’ny fahafatesana any amin’ny hopitaly. Izany no vokatry ny oram-baratra nahery vaika tao amin’ny fokontany Ambohitsara Maroantsetra, omaly hariva. Araka ny...
View ArticleToamasina : mirongatra ny tazo, tsy ampy ny fandrian’ny hopitaly
Maloto tanteraka ny tanànan’i Toamasina, ny fako mivagongo, ny rano mihandrona, lobolobo etsy sy eroa. Vokatr’ ireo, mirongatra izaitsizy ny valan’ aretina tazo, ho an’ny fandraisana manokana momba ny...
View ArticleAsa tanamaro : nanadio tanàna ny tanora HVM
Mitondra fanampiana ho an’ny olona sahirana sady manadio tanàna ny hetsiky ny tanora HVM, omaly, teny amin’ny fokontany Tsimbazaza. Asa tanamaro no natao, 50 ny olona miasa manditra ny roa andro ka...
View ArticleNamboly zana-kazo 8 000 ny mpiasan’ny Star
Toerana hakana ny rano voajanahary hamokarana ny Eau Vive sy Cristalline ny ilany andrefana amin’ny tendrombohitr’i Lohavohitra mirefy 90 ha, Andranovelona (RN4). Ilaina ny mikarakara sy mikoja izany...
View ArticleMalnutrition infantile : le programme Afribiota investit dans le diagnostic
Plus de 50% des enfants malgaches de moins de cinq ans souffrent de malnutrition chronique, plaçant Madagascar parmi les six pays au monde avec le taux de malnutrition chronique le plus élevé. Un...
View ArticleReboisement : la Star s’engage en faveur de l’environnement
La grande famille du groupe Star s’est réunie le week-end dernier pour effectuer son devoir citoyen en faveur de l’environnement. Comme chaque année, le groupe s’est donné rendez-vous à Andranovelona...
View ArticleVie carcérale : Ndranto ex-détenu témoigne
Agé d’une vingtaine d’années, Ndranto est un jeune homme qui a passé plus d’un an derrière les barreaux. Il vient de bénéficier de la grâce présidentielle en début d’année, et apporte son témoignage...
View ArticleMutation par succession : seul le droit est gratuit
La mutation par succession, annoncée par le président de la République comme étant totalement gratuite jusqu’à la fin du mois de juin prochain, fait polémique chez certains contribuables. En effet, ces...
View Article8 Mars – Analamanga : les 7 districts en fête
Les sept districts composant la région Analamanga ne manqueront pas de célébrer la journée internationale de la femme, le 8 mars prochain. En fait, chaque district organisera la célébration à sa...
View ArticleCIDST Tsimbazaza : place à l’assainissement
L’abondance des pluies de ces derniers jours a provoqué des inondations dans certains quartiers de la capitale et particulièrement à Tsimbazaza. A causes des inondations, l’accès des usagers dans...
View ArticleKidnapping de Annie et Arnaud : Stéphanie sous MD, des points restent à élucider
Roger Lala Stéphanie, la présumée commanditaire du kidnapping de Annie et Arnaud à Toamasina a été placée sous mandat de dépôt à Arivonimamo depuis cette nuit après des heures d’interrogatoires au...
View ArticleNamontana : deux détrousseurs arrêtés
Deux détrousseurs qui se trouvaient dans un taxi pour vaquer à leur basse besogne ont été surpris par les policiers du 5ème arrondissement, très tôt, dimanche dernier. Procédant systématiquement aux...
View Article«Raharaha kidnapping Toamasina» : avy aiza ireo fitaovam-piadiana ? Mihisatra...
Roa volana latsaka eo ho eo, taorian’ny nahatrarana ireo fitaovam-piadiana mahery vaika ; basy Kalachnikov miisa efatra, bala 119, ary «grenade offensive» tamin’ireo mpanao kidnapping, tany Toamasina,...
View ArticleDahalo 74 nanafika tany Beraketa : fatin’olona enina hita, hanao hetsika...
Nandravarava ny dahalo nahitana vehivavy roa tany Beraketa. Olona enina matin’izy ireo, ary omby aman’ondry anjatony lasany. Hanao hetsika hiadiana amin’ireo indray, hono, ny zandary. Hanao hetsika...
View ArticleTanora tsy tara – Mafana ny andro : tandremo ny dobo filomanosana
Migaina ny andro, mihazakazaka any amin’ny dobo filomanosana ny fandaharam-potoan’ny tanora rehefa faran’ny herinandro. Mila mitandrina amin’ny patsa iray tsy omby vava. Tsara ho an’ny fahasalamana...
View ArticlePrison Antanimora : les détenus transportés à bord d’un véhicule de location
A cause de la panne des deux fourgons cellulaires, le transport des détenus vers le palais de Justice d’Anosy pose problème et constitue une lourde charge pour l’administration pénitentiaire de la...
View ArticleContestation illegale à Anivorano Est : un ex-député déféré au parquet
Un ex-député de Brickaville devra se présenter au parquet du Tribunal de première instance de Toamasina, ce jour, pour avoir contesté les résultats des élections communales dans la commune rurale...
View Article