Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Braquage à Andoharanofotsy : trois bandits tués, un autre arrêté

 Après plusieurs heures de traque intense, la gendarmerie a réussi à mettre hors d’état de nuire les auteurs présumés d’un braquage armé qui s’est produit dans la matinée d’hier à Andoharanofotsy....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kidnapping Toamasina : nalevina omaly i Annie kely, tsy re maty, tsy re...

Tao anatin’ny ranomaso sy alahelo, kanefa koa tao anatin’ny tahotra sy horohoro, omaly no nanaovan’ny mponin’i Toamasina veloma farany sy nandevenana ny nofo mangatsiakan’i Annie, ilay zazavavikely,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rakotomanga Lanto : nahatsiaro ny ankizy sahirana sy ny zokiolona

Toy ny fanaony isan-taona, nizara hafaliana sy fanomezana ho an’ireo ankizy sahirana, ary ireo beantitra ao amin’ny boriborintany faharoa, iaindraiketany ny solombavam-bahoaka Rakotomanga Lato, omaly....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiahiana ara-tsosialy-Sambava : nampahalalana ny zony ny sekoly katolika

Tontosa, ny herinandro lasa teo tany Sambava; ny fiofanan’ny talen-tsekoly katolika ao amin’ny diosezin’Antsiranana. Niarahan’ny Tahiry misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) sy ny foibe...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Enseignement technique : recrutement de 2.500 fonctionnaires

 Les employés de courte durée du ministère de l’Emploi, de l’enseignement technique et de la formation professionnelle (MEETFP) auront l’opportunité de devenir fonctionnaires à partir de cette année....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fête de noël : Feline n’oublie jamais les nécessiteux

 Comme à l’accoutumée à chaque période de Noël, la compagnie Feline n’oublie jamais les « madinika » ou les enfants issus de familles démunies. Hier, l’équipe de la compagnie œuvrant pour la beauté et...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Braquage à Andoharanofotsy : perquisition fructueuse au domicile d’un suspect

 Nouveau rebondissement de l’affaire de braquage qui s’est produit avant-hier à Andoharanofotsy. Les enquêteurs ont procédé hier à la perquisition du domicile de l’un des suspects à Ankadindravola. Ce...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Analamanga et capitale : dispositif de sécurité renforcé durant les fêtes

 On n’est jamais trop prudent. Les forces de l’ordre en sont conscientes. Raison pour laquelle elles ont décidé de mettre en branle tout un panel de dispositifs durant les fêtes. Les trois entités, à...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fjkm Ambohimalaza Firaisana : finition imminente du Temple

 La pose de première pierre ayant eu lieu en 2012, les responsables du temple « FJKM Ambohimalaza Firaisana Kanana Vaovao » envisagent de procéder à l’inauguration de l’infrastructure l’année...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« La Reunion Kely » : don de la première dame

L’équipe de la première dame continue à sillonner les quartiers de la capitale en cette période de fête pour remettre en son nom des dons en nature à des familles constituées de personnes âgées et...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lac Alaotra  : rempoissonnement et  reboisement

Il y a à peine un an, la production piscicole a fortement diminué dans le lac Alaotra. La pêche n’était pas du tout rentable pour la population locale qui a même dû consommer de produits...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fête de la Nativité : l’ambiance familiale a primé

Bien que Noël soit avant tout une fête chrétienne, cet événement a été une occasion de se retrouver pour  la majorité des familles. Des cadeaux, des menus sortants de l’ordinaire sont ainsi au...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lozam-pifamoivoizana teny Ambohimangakely : roa lahy maty tsy tra-drano...

 Kamiaobe iray tapaka ”frein” no fototra nahatonga ity loza nahatsiravina, nitranga teny Ambohimangakely, ny alakamisy teo ity. Tsy tafajanona rehefa avy nandona fiara sprinter iray izy io, ary nifaoka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nandritra ny fetin’ny Krismasy… : 5 matin’ny lozam-pifamoivoizana, 8 tsy...

 Toy ny isan-taona! Olona dimy no indray matin’ny lozam-pifamoivoizana nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy teo. Olona valo kosa tsy nahatsiaro tena vokatry ny fisotroana toaka diso...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Petite Vitesse : nifanenjehan’ny polisy i Said, basy P.A iray tratra

Nirefodrefotra indray ny poabasy, afakomaly alina teny amin’ny Petite Vitesse. Jiolahy iray antsoina hoe Said no nifampitifitra tamin’ny polisin’ny Sut sy ny UIR teny an-toerana. Voalaza fa efa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fetin’ny Krismasy : nanjaka ny mpanao sinto-mahery sy ny mpangarom-paosy

 Velon-taraina ny ankamaroan’ny olona indrindra teny Analakely sy ny manodidina amin’ny afitsok’ireo mpangarom-paosy sy mpanao sinto-mahery amin’izao vaninandro fetin’ny Krismasy sy ny fiandrasana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hafatra Noely  : miantso fifampidinihana hisian’ny firahalahiana ny Papa...

Miantso fanampiana hisian’ny fandriampahalemana ho an’ireo firenena aty Afrika ny Papa François, araka ny hafatra Noely nampitainy avy any Vatican, Rome, omaly. Heveriny manokana amin’izany i Libye,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanaraha-maso ny fitaterana : tsy tokony ho hita eto Antananarivo ny tsy...

Betsaka ny mpitatitra tsy manara-dalàna, mitarika fisian’ny loza matetika hamoizana ain’olona. Koa nanapa-kevitra ny komity mpanaro-maso iray iombonan’ny mpanara-maso ny fitaterana hanao fizahana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mitombo avo roa heny… : vao mainka miavovona ny fako eto an-drenivohitra 

Nisavovona tanteraka ny fako tao anatin’ny fetin’ny krismasy. Manapa-dalana mihitsy izany fako izany amin’ny toerana sasany. Tsy ny toerana folo heverin’ny Samva ho faritra mainty ihany  no tena...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambohinambo Talatamaty : nizara kilalao ny Marines

Nizara fanomezana ho an’ireo ankizy tao amin’ny akany Iris Ministries, Ambohinambo Talatamaty ny Dadabe Noelin’ny Marines. Natao izany ho fanamarihana ny fetin’ny Noely izay nataon’ny masoivoho...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live