Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Rakotomanga Lanto : nahatsiaro ny ankizy sahirana sy ny zokiolona

$
0
0
Lanto.jpg

Toy ny fanaony isan-taona, nizara hafaliana sy fanomezana ho an’ireo ankizy sahirana, ary ireo beantitra ao amin’ny boriborintany faharoa, iaindraiketany ny solombavam-bahoaka Rakotomanga Lato, omaly. Vatomamy sy kilalao no nozaraina tamin’ny ankizy manodidina ny 200 eo ho eo, notsongaina tamin’ny fokontany 24, raha 100 kosa ireo zokiolona, izay notolorana valopy ho solom-bodiakoho ho fanajana ireo nahitana masoandro. “Betsaka ireo sahirana tokony homena saingy izao aloha no tratra ka ifaliana, ilain’ireo ankizy tsy mba mahazo ny anajarany ny toy izao”, ity depiote ity raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety, omaly.

Cet article Rakotomanga Lanto : nahatsiaro ny ankizy sahirana sy ny zokiolona est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>