Nanome baiko ny tonian’ny mpampanoa lalàna… : mpibizina andramena, polisy,...
Hanaovana fanadihadiana lalina, araka ny baiko nomen’ny tonian’ny mpampanoa lalàna (Procureur de la République), ny lehilahy iray antsoina hoe Nono, mpanao vola sandoka sady mpibizina andramena, polisy...
View ArticleHaintrano tetsy Amparibe : hotohoton’ny afo ny entana rehetra tao amin’ny...
Levon’ny afo, omaly maraina, ny foiben’ny Kiadin’i Madagasikara eny Amparibe. Kila hotohoton’ny afo avokoa ny entana rehetra… Nijoalajoala ny afo omaly maraina teny amin’ny foiben’ny Kiadin’i...
View ArticleFepetra terena hatao : mitohy ny famoretana ny mpandraharaha
Tsy mitsahatra mandray fepetra tsy am-piheverana ny mpitondra. Araka ny filankevitry ny governemanta ny herinandro lasa teo, nankatoavina ny hametrahana ny rafitra ACD (Advanced cargo declaration),...
View ArticleAnalamanga : misy fanairana amin’ny fiakaran’ny rano
Mahakasika ny toetry ny andro, namoaka filazana fanairana momba ny rano miakatra ho an’ny distrika maromaro ao anatin’ny faritra Analamanga, Bongolava, Vakinankaratra, Sofia ary Diana ny sampana...
View ArticleKaominin’Itampolo : sarona ny sokatra 246 saika haondrana an-tsokosoko
Sokatra miisa 246 no tratran’ny polisy vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny solontenan’ny rano sy ny ala ao amin’ny distrikan’i Betioky sy ny fikambanana Famari mpiaro ny tontolo iainana ao Toliara raha...
View ArticleAndiany fahenina ny vaksiny miaro amin’ny poliomelita
Hanomboka amin’ny alatsinainy izao ny fanaovam-baksiny faobe fahenina iadiana amin’ny aretina poliomelita manerana ny Nosy. Mba hahomby ny fiarovana ny zaza vao teraka ka hatramin’ny 15 taona, averina...
View ArticleFiatrehana ny tondra-drano : teny amin’ny faritra iva ny ben’ny Tanàna sy ny...
Nidina ifotony. “Efa tonga eto ny teknisianina alemà, mpiara-miombona antoka amin’ny kaominina ary nijery teny an-toerana. Hanomboka tsy ho ela ny asa”, hoy ny ben’ny Tanàna Ravalomanana Lalao, omaly...
View ArticleFianakaviambe Lasaliana : omaly ny ivon’ny faha-150 taona nahatongavan-dry Frera
Vory lanona teny amin’ny tanànan-dry Frera, Soavimbahoaka, omaly, ny fianakaviambe lasalianina. Ho tohin’ny faha-150 taona nahatongavan’ny relijiozy voalohany teto Madagasikara, avy amin’ny...
View ArticleMétéo : sensibilisation des jeunes sur la Cop21
La direction générale de la Météorologie (DGM) organise, du 30 novembre au 2 décembre prochain une journée porte ouverte à son siège à Ampandrianomby. Cet événement est organisé en vue de la prochaine...
View ArticleEPP Ambohibe : prioriser la scolarisation des enfants
L’école primaire publique (EPP) d’Ambohibe-Firaisantsoa fera l’objet de réhabilitation, et notamment de travaux d’extension pour qu’elle puisse accueillir davantage d’effectifs. En fait,...
View ArticleRotary Antananarivo Vovonana : levée de fonds pour les œuvres caritatives du...
Collecter des fonds au profit des futures actions caritatives, c’est l’objectif de la soirée de levée de fonds, qui sera organisée par le Rotary Club Vovonana, samedi prochain à partir de 20h au...
View ArticleIncendie : le siège de « Kiadin’i Madagasikara » réduit en cendres
Un violent incendie s’est produit hier au siège de « Kiadin’i Madagasikara » à Amparibe. Le feu a entièrement ravagé le bâtiment à deux étages. Tristesse et désolation. Tôt dans la matinée hier, un...
View ArticleAttentats : un djihadiste présumé arrêté dans la capitale
Fortement suspecté d’être en relation avec Daesh, l’organisation Etat islamique, un originaire du pays de l’Asie du Sud-Est a été arrêté dans la capitale en fin de semaine. Interrogés au sujet de cette...
View ArticleMenabe : pérennisation de la sécurité
La région Menabe se prépare à la période « post-Fahalemana ». La commune rurale de Manja ayant vécu des années d’insécurité envisage la redynamisation de la structure « Kalôny », consistant en un...
View ArticleKamiao mpitatitra olona nivarina tanaty hantsana : 5 no maty, 25 naratra,...
Mpandeha roa no maty teo noho eo. Tany amin’ny hopitaly kosa no namoy ny ainy ny telo. Zaza amam-behivavy kosa ny ankamaroan’ireo 25 naratra, misy amin’ireo no tena voa mafy ka ahiana ny ainy. Izany no...
View ArticleAmbohimanarina : jiolahy roa tratra teo am-panamboarana môtô halatra
Miisa efatra ireo jiolahy voarohirohy ho mpangalatra môtô voasambotry ny polisin’ny boriborintany fahenina eny Ambohimanarina, ny alatsinainy teo. Jiolahy roa no tratra voalohany ka nahafahana...
View ArticleBolabola andramena 30.000 : voalaza fa ara-dalàna ny fivarotana azy ?
Io indray àry! Notaterin’ny gazety iray mpiseho isan’andro fa nisy andramena 30.000 isa, navotsotry ny fitsarana any Singapour, andro vitsy lasa izay, araka ny vaovao navoakan’ny fampahalalam-baovao...
View ArticleAvy amin’ny Orange : nahazo foibe FabLab ny SOS village d’enfants
Napetraka eny amin’ny foiben’ny fikambanana SOS village d’enfants ny ivontoerana FabLab solidaire voalohany eto Madagasikara. Nanorina ny trano sy nitondra ny fitaovana ary ireo milina ahafahan’ny...
View ArticleViolence à l’égard des femmes : oser briser le silence
Beaucoup reste à faire pour la Grande île en matière de lutte contre la violence à l’égard des femmes. Bien que ce soit un fléau qui persiste sur tout le territoire national et n’épargne aucun milieu...
View Article« Voitiry » : un véhicule d’un autre âge…
Communément appelés « Voitiry », quelques omnibus hippomobiles – une dizaine tout au plus – ou diligences sont encore en service dans la capitale, malgré la concurrence des véhicules bâchés motorisés,...
View Article