Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Trafic de ressources halieutiques : des crabes saisis à Morondava

Le service régional des ressources halieutiques et de la pêche du Menabe vient de porter un grand coup aux trafiquants de leur circonscription par la saisie de 80 kilogrammes de crabes à la gare...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Langaina : sivily iray maty, miaramilan’ny Capsat 8 naratra nipoahan’ny vanja

 Vokatry ny fipoahan’ny vanja atao hoe «poudre noire» no voalaza fa nahafaty ny sivily iray, sy namparatra mafy miaramila valo hafa, tany Langaina, omaly maraina. Miaramila avy ao amin’ny Toby...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hentitra ny polisy : tazonina avy hatrany ny môtô tratra mitondra zazakely

 “Handray fepetra hentitra toy ny fampidinana avy hatrany ireo olona mitaingina môtô na ny mpitondra na ny entina ka tsy manao aroloha. Tsy ekena intsony koa ny fitondrana zazakely na ankizikely...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Belazao-Antsirabe II : jiolahy telo saron’ny zandary

Araka ny vaovao nampitain’ny komandin’ny borigadin’ny zandarimaria ao Andranomadio Antsirabe, voasambotra tamin’ny asabotsy teo, tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Belazao, distrikan’Antsirabe II, ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fianarantsoa : kamiaobe iray tratra nitondra rongony miisa 47 gony

 Nidoboka am-ponja ny alatsinainy teo ilay mpamily voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fanondranana rongony an-tsokosoko. Saron’ny polisy mpanao barazy tao Ankofafa Fianarantsoa, ny zoma tolakandro...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Harena an-kibon’ny tany : « Hiova firenena ny mpampiasa vola rehefa tsy...

Misarika ny fanjakana sy ny tompon’andraikitra ny mpahay toekarena, Andrianantoanina Jonah, mpikambana ao anatin’ny Crem (Cercle de reflexion des économistes de Madagascar), mikasika ny tontolon’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Prévision des inondations : les digues d’Atsimondrano renforcées

Les séquelles des inondations de la dernière saison des pluies se font encore ressentir alors que nous sommes déjà en été. Pour éviter de retomber dans la même situation que l’année dernière, l’Apipa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Peste  : six cas de décès en trois semaines

La peste bubonique ne cesse de faire des ravages, chaque semaine, depuis octobre, sur les Hautes-terres centrales. Cette fois-ci, des cas suspects de cette maladie ont été notifiés dans le district de...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Investiture des maires à Mitsinjo : des directives lancées aux élus

« Les maires doivent se mettre au diapason avec le président de la République pour que le développement inclusif soit une réalité », a déclaré le ministre coach de la région, lors de la cérémonie...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

24 ora taorian’ilay fipoahana teny Langaina : mbola tsy mahatsiaro tena ilay...

Raha efa nisy nalefa nody ny sasany amin’ireo naratra vokatr’ilay fipoahana vanja, teny Langaina, afakomaly, mbola tanana sy arahi-maso ao amin’ny «urgence», etsy amin’ny hopitaly miaramila,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambaniala Itaosy : taolam-paty miisa 20 hitan’ny polisy

 Teo amin’ny fefiloha iray eny Ambaniala Itaosy no hitan’ny fokonolona ny taolam-paty miisa 20, afakomaly antoandro. Nidina teny an-toerana avy hatrany ny polisy taorian’izay…   Niantso ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Zaza iray isaky ny 15 segondra matin’ny pnemonia

« Mikohaka na manana olana ara-pisefoana ny 11%-n’ny zaza latsaky ny 5 taona eto amintsika, ary 40% ihany anefa no tonga maka torohevitra eny amin’ny tobim-pahasalamana na noraisin’ny mpiasan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famatsiam-bola 518 tapitrisa euros : mitaky hatrany ny fanjakana tsara...

Misy fandaharanasa momba ny fampandrosoana amin’ny fahazoana ny vola. Eo koa ny lalana sy fepetra, zava-dehibe tsy maintsy arahina amin’izay famatsiam-bola izay. Io raha fintina ny nambaran’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tratra teny Ambohidrapeto : efa indroa nigadra, niverina nanohy ny asa...

 Tsy mety fay ! Voasambotry ny polisy teny Antanetibe Ambohidrapeto, ny talata teo, ny jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana miharo sinto-mahery. Eny amin’ny faritry ny Cité sy Kininibe eny Itaosy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

16 novambra : haroso ny fandoavam-bola ho an’ny beantitra

Haroso amin’ny alatsinainy 16 novambra ho avy izao ny fandoavam-bola ho an’ireo beantitra. Fandaminana miainga avy amin’ny fanovana karatra natao ao anivon’ny DGGFPE (1) izany, nitondran’ny PGA (2) ao...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Pneumonie : un enfant meurt toutes les 15 secondes

La pneumonie reste la première cause de mortalité des enfants de moins de cinq ans à Madagascar. La maladie pourrait être évitée si les traitements sont entamés à temps. La pneumonie ne cesse de faire...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Contrôle routier a Antsirabe : la police met la main sur 113 tortues

Belle prise des éléments de la Brigade régionale de la police nationale (BRPN) d’Antsirabe. Au cours de l’inspection d’un taxi-brousse en provenance de Toliara, ils ont mis la main sur 113 bébés...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nouvelles villes  : priorité au socio-économique

Le projet d’exode urbain initié par des particuliers saute allègrement les obstacles là où ses prédécesseurs ont trébuché. Conçu par l’association de défense des droits de l’homme Hafari malagasy, le...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Préservation des ressources naturelles : le partenariat AVG-Bianco consolidé

La lutte contre le pillage des ressources naturelles et les infractions relatives à l’environnement menées par l’Alliance Voahary Gasy (AVG) seront intensifiées par une signature de convention de...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fananan-karena tsy mazava, famotsiam-bola… : niakatra fitsarana omaly ny tale...

  Niakatra teo anivon’ny fampanoavana, tao amin’ny rafi-pitsarana miady amin’ny kolikoly (chaîne pénale anti-corruption), etsy 67 ha, omaly, ny tale lefitra iray ao amin’ny Jirama. «Fananan-karena...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>