Marovoay Bemanonga : lehilahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka
Vokatry ny nahavoatifitra ny kalony iray avy ao amin’ny fokontany Analaiva no nahatonga ny fitsaram-bahoaka tamin’ny lehilahy iray. Araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana, notifirin’ny kalony...
View ArticleFiovan’ny toetr’andro : mila mivondrona ny mpikaroka malagasy
Nanao famelabelarana teny amin’ny Akademia malagasy, Tsimbazaza omaly, ny injeniera roa momba ny famantarana ny toetr’andro, Ramaroson Richard sy Raholijao Nirivololona. Nahazo ny Prix nobel de la...
View ArticleFitsaram-bahoaka nahafaty zandary, Namorona Mananjary : misy ampanjaka roa...
Ankoatra ilay ben’ny Tanànan’ny kaominina ambanivohitr’i Namorona, distrikan’i Mananjary, fantatra, araka ny tatitra avy amin’ny zandarimariam-pirenena, misy ampanjaka roa koa nosamborina, afakomaly....
View ArticleTafakatra valo ny matin’ny loza tany Antanifotsy : tapaka lalandra ilay...
Maty vokatry ny fahatapahana lalandra ny miaramila iray rehefa nahita fa maty tsy tra-drano ny vady aman-janany vokatr’ilay loza nahatsiravina niseho tany amin’ny RN7 PK 107 Antemotra Antanifotsy, ny 2...
View ArticleSAVA : la guerre du feu à Vohémar
La fourniture d’énergie électrique engendre une vraie bataille dans la région Sava puisque des puissances publiques usent de leur autorité pour s’approprier les sources d’énergie des plus faibles. La...
View ArticleToto Raharimalala Marie Lydia : « Tratra ny 93% -n’ny tanjona, tanora 6 000...
Politikan’ny minisiteran’ny Fampanana asa, fampianarana teknika ary ny fampiofanana momba ny asa ny fanomezana asa ny tanora hitondra fampandrosoana ho an’ny faritra misy azy, indrindra ny tontolo...
View ArticleIvato : vahoaka sahirana 2500 nofahanana
Nahatsiaro manokana ireo zokiolona sy vahoaka sahirana tao amin’ny kaominina Ivato ny ben’ny Tanàna Randrianarisoa Penjy, amin’izao fiandohan’ny taona 2017 izao. Nisy ny famonoana omby izay...
View ArticleAlaotra Mangoro : dons aux forces de l’ordre
Le dernier trimestre de l’année écoulée ayant été marqué par la recrudescence des actes de grand banditisme dans la région de l’Alaotra-Mangoro, les opérateurs économiques locaux ont décidé de...
View ArticleSanté : un centre de cardiologie moderne opérationnel d’ici peu
Une innovation qui peut sauver des vies. Les patients atteints de maladie cardiovasculaire, surtout ceux qui manquent de moyens pour être soignés à l’étranger, ne seront plus laissés à leur sort. Un...
View ArticleGIEC : les experts malgaches sollicités
Des membres du Groupe d’experts intergouvernementaux sur l’évolution du climat (GIEC), une entité qui évalue les informations relatives aux changements climatiques sont actuellement dans nos murs. Hier...
View ArticleConcours d’agents pénitentiaires : le Bianco n’est pas satisfait !
Après trois ans de collaboration, le directeur général du Bianco, Jean Louis Andriamifidy, se dit insatisfait du dernier concours de recrutement d’agents pénitentiaires. «Certes, il y a eu beaucoup...
View ArticleVindicte populaire à Morondava : un homme tué à coups de hache et de machette
Le district de Morondava a été ces derniers temps le théâtre de nombreuses formes d’insécurité et de violence. Un homme d’une cinquantaine d’années vient de subir la colère des habitants de Marovoay,...
View ArticleCommune Ivato : 2500 personnes réunies autour d’un repas de Nouvel an
A l’occasion du Nouvel an, 2500 résidents issus des six fokontany, ont été invités par le maire de la commune Ivato, Penjy Randrianarisoa et son staff. Il s’agit du « Nofon-kena-mitampihavanana« ,...
View ArticleRetraite à 65 ans : la Fop contredit le ministère des Finances
Le ministre de la Fonction publique, Jean de Dieu Maharante, a précisé que l’annonce faite par le ministère des Finances et du budget sur l’âge de la retraite à 65 ans n’est encore qu’une proposition....
View ArticleTsy manaiky fitsaram-bahoaka ny zandarimariam-pirenena : tafakatra 16 ireo...
Nahitsy ny tenin’ny talen’ny angom-baovao eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, ny Jeneraly Rakotoarison Anthony : “Tsy manaiky ny fanaovana fitsaram-bahoaka ny zandarimariam-pirenena”. Izany dia...
View ArticleAssociation Gazela : sivy mianadahy nahavita fiofanana «pré-formation...
«Fanantenana». Io ny anaran’ny andiany fahatelo, nahitana ireo tanora sivy mianadahy, nahavita fiofanana pré-formation professionnelle tao amin’ny fikambanana Association Gazela pour le développement...
View ArticleKarana tompon’ny Caromad : efa fanindroany nokasain’ny jiolahy nalaina an-keriny
Tsy mbola votsotra ilay Karana, Amine Dinmamod, tompon’ny orinasa Caromad, hatramin’ny omaly, raha efa roa andro izy no tany am-pelatanan’ny jiolahy. Tsy mbola nisy fitoriana nipetraka any amin’ny...
View ArticleIsotry : voasambotry ny polisy i Dore
Jiolahy iray antsoina hoe Dore, 26 taona izay raindahiny amin’ny fanendahana sy sinto-mahery eny amin’iny faritra Isotry sy Ampefiloha iny no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny Poste de police...
View ArticleMinisiteran’ny Fanabeazana : mpiasa manokana no mandray ny olona
« Misy mpiasa manokana napetraka handray ny olona ao amin’ny sampandraharaha misahana ny mpiasa na DRH eny amin’ny INFP Mahamasina. Afaka manome vaovao momba ny antontan-taratasy momba ny mpiasan’ny...
View ArticleRecrutement Fram : la quatrième édition en bonne voie
De source hier auprès du ministère de l’Education nationale (Men), un nouveau recrutement de 10 000 maîtres-fram, la quatrième du genre sera mise en œuvre cette année. Une descente sur terrain au...
View Article