Mahitsy : modernisation des traitements traditionnels
La médecine traditionnelle constitue un patrimoine spécifique menacé de disparition suite à la dégradation avancée de la faune et flore endémique. En cours de codification depuis quelques années, la...
View ArticleFikaonandoha ho fanavotam-pirenena : nanambatra ny heriny ny mpanao gazety sy...
Tafatsangana, omaly teny Andrainarivo, ny hetsika sendikaly ho fanavotam-pirenena, ahitana ny hetsiky ny mpanao gazety sy ny vondrona samihafa. Nametraka ny tanjona iraisana izy ireo ary miantso...
View ArticleIavoloha : taksiborosy nifandona tamin’ny taxi-be, ampolony naratra
Ampolony ireo mpandeha naratra mafy tamin’ilay lozam-piarakodia nitranga teny Iavoloha – By Pass, afakomaly hariva. Taksiborosy iray ho any atsimo no nifanehatra tamin’ny taxi-be iray nikasa hijanona...
View ArticleAmbatondrazaka : lehilahy maty nokapain’ny rahalahiny famaky teo amin’ny lohany
Nidoboka am-ponja vonjimaika ilay lehilahy nahavita namono nahafaty ny rahalahiny, ny herinandro teo tao Ambatondrazaka. Fifamaliana no nahatonga izao vonoan’olona izao… Saron’ny zandary avy ao amin’ny...
View ArticleAnjanadoria : mamokatra kanefa tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo
Zava-dehibe eo amin’ny fitomboan’ny zaza ny 1.000 andro voalohany eo amin’ny fiainany. Miankina betsaka amin’ny fanovaovana ny sakafony anefa izany fitomboany ara-dalàna izany. Nofidin’ny...
View ArticleHoraisina ao Cracovie, anio, ny papa François
Higadona, anio ao Cracovie, Pologne ny papa François amin’ny fanatrehana ny Andro maneran-tany ho an’ny tanora (JMJ). Lohahevitra nofidin’ny ray masina amin’izany : « Tongava eo anatrehany ary aza...
View ArticleBEPC-CISCO Antananarivo : le major a eu 18,19/20 de moyenne
Ce n’est pas utopique. Avoir une moyenne de 18/20 au BEPC est réalisable. Le major de cette session 2016 vient de démontrer la possibilité de ce challenge, qui est sans doute le fruit d’un effort...
View ArticleDouleur sans frontière : l’ONG renouvelle ses engagements
Pour une meilleure prise en charge de la douleur. L’ONG Douleur sans frontière (DSF) vient de renouveler ses engagements après avoir apporté sa contribution en la matière. Dans le dessein de donner...
View ArticleLutte contre les Dahalo : des commandos du Cnec à la rescousse
L’attribution de brevets pour les 115 stagiaires du Centre national d’ entraînement commando (Cnec) d’ Ankeramadinika Ambatolaona s’est déroulée hier en présence des hauts responsables des forces...
View ArticleEclipse annuaire : un budget estimatif de 52 millions d’ariary
Le ministère de la Santé publique a sorti, hier à Ambohidahy, son budget estimatif de communication relatif à l’impact de l’éclipse annulaire qui se produira ce mois de septembre. Dans son devis, il a...
View ArticleAlaotra : un fratricide placé sous MD
Les disputes familiales tendent actuellement à prendre de l’ampleur malgré la tolérance légendaire malgache. Cette mentalité n’a pu toutefois empêcher la Justice de déclencher la poursuite d’un...
View ArticleAmbohimahasoa : miverina ny fanafihana taksiborosy, voaroba ny mpandeha rehetra
Notafihan’ny dahalo nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika ny taksiborosy iray tao Ambohimahasoa, omaly vao maraina. Olona enina naratra, voaroba ny mpandeha rehetra hatramin’ny entana rehetra teny...
View ArticleAnjiajia : izao no nahazo ireo zandary matin’ny dahalo
Tamin’ny fomba feno habibiana tanteraka no namonoana ireto zandary roa lahy ireto, tapa-bolana lasa izay tany Anjiajia Ambato-Boeny nandritra ny fanarahan-dia omby very. Lavo am-perinasa ho an’ny...
View ArticleAndasivendrana – Ambatondrazaka : dahalo enina indray nidoboka am-ponja
Nidoboka am-ponja vonjimaika ao Ambatondrazaka, ny alatsinainy teo ireo dahalo enin-dahy tompon’antoka tamina halatra omby tao Andasivendrana fokontany Ambohimiarina, distrikan’Ambatondrazaka… Noho...
View ArticleTaxi : tsy azo leferina ny fiara tsy tomombana
Mitohy ny hetsika fanaraha-maso akaiky ireo taxi miasa eto Antananarivo Renivohitra ataon’ny CUA. Tsy azo leferina ny tsy fahatomombanan’ny fiara izay miantoka tanteraka ny ain’ny mpandeha. Anisan’ny...
View Article«GLOW CAMP» national : une expérience inédite pour 100 jeunes lycéennes
Elles ne rentreront pas bredouilles. Les quelque cent jeunes filles qui ont participé au « Girls leading our world camp » (Glow camp), qui a eu lieu durant cette semaine dans la capitale, ne vont par...
View ArticleBraquage sur la RN 7 : un chauffeur blessé à coups de hache
Les attaques sur les routes nationales se multiplient. Hier encore sur la RN 7, des bandits armés ont pris d’assaut un taxi-brousse à Ambohimahasoa. Roulant en direction de la capitale, les passagers...
View ArticleMandaniresaka Antsirabe : des travaux de construction incommodent les riverains
La construction d’une station-service Shell dans le quartier de Mandaniresaka Antsirabe ne fait pas l’unanimité. Elle génère d’énormes préjudices aussi bien aux riverains qu’à un propriétaire d’une...
View ArticleFifaninanana hidirana ho mpiasan’ny ladoany : nisahotaka ny mpanala...
Disadisa dieny ety am-piandohana ny fanadinana fifaninanana ho mpiasan’ny fadin-tseranana. Nisahotaka ireo mpiadina satria taraiky ny fanombohan’ny fanadinana. Tsy tomombana ny laza adina. Tamin’ny 11...
View ArticleParking payants : Easy park étend ses zones d’emprise
La phase pilote de la gestion des parkings dans les quartiers de la ville expirera d’ici un mois. La société gérante des aires de stationnement dans la capitale entend désormais étendre ses zones...
View Article