Tsy azo idirana ny Aéroport…
Nanomboka ny alatsinainy teo, noraisin’ny polisy miaro ny sisin-tany eny Ivato PAF ny fepetra hentitra ka tsy azo idiran’ny olon-drehetra intsony ao amin’ny Aéroport Ivato. Ireo izay manana ny...
View ArticleExamens officiels : les dispositifs de sécurité renforcés
Un comité de vigilance spécial sera mis en place pour assurer la sécurisation des épreuves des examens officiels à savoir, le CEPE et le BEPC, qui se tiendront ce mois de juillet. «Ainsi, des éléments...
View ArticleEducation numérique : Orange renouvelle ses engagements
Après avoir rencontré un franc succès en 2014 et en 2015, le programme «Education numérique» va se poursuivre cette année encore au profit de quelque 15.213 élèves. Fidèle partenaire du ministère de...
View ArticleEnquête – Attentat : des experts internationaux à la rescousse
Les investigations sur l’attentat au stade municipal de Mahamasina qui a fait trois morts et 88 blessés se poursuivent. Grenade offensive ou bombe artisanale ? Qu’en est-il des grenades volées dans des...
View ArticleAnivorano-Est : le 26 juin boycotté par les gendarmes
Rien ne va plus dans les services publics de la commune rurale d’Anivorano-Est, dans le district de Brickaville, dans la région Atsinanana. Des faits insolites cochés par écrit dans le rapport du maire...
View ArticleAmpefiloha : accident et dommages collatéraux
Le pire a été évité de justesse, hier, lors d’un accident de circulation spectaculaire qui s’est déroulé à Ampefiloha, au niveau de l’arrêt d’autobus près de l’Ecole normale supérieure. Trois véhicules...
View ArticleFanafihana teny Manjakaray : renim-pianakaviana iray maty notifirin’ny jiolahy
Tsy mifaditrovana ny jiolahy! Vaky trano sady fanafihana nataon’ny jiolahy nahavitany namono renim-pianakaviana iray, teny Manjakaray omaly tokony ho tamin’ny 2 ora maraina. Araka ny fantatra, telo...
View ArticleBerenty Beroroha : maty voatifitry ny zandary ireo dahalo nanafika taksiborosy
Rotiky ny balan’ny zandary nandritra ny fifandonana tao amin’ny fokontany Tsinjorano Berenty Beroroha, afakomaly ireo dahalo telo lahy isan’ny tompon’antoka tamin’ny fanafihana taksiborosy namoizana...
View ArticleFiarovana ny alan’i Maromizaha : nanome 63 000 euros ny Rotary Tsimbaroa
Mahasahana sehatra maro ny fanohanan’ny Rotary Tsimbaroa ny tetikasa fanajariana ny alan’i Maromizaha. Nanome vola mitentina 63 000 euros ny mpikambana sy ny Rotary international, Rotary club Torino...
View ArticleKidnapping à Andilamena : un magistrat diffamé par voie de presse
Les proches d’une victime d’un kidnapping à Andilamena, en 2014, refont surface dans la capitale actuellement pour diffuser de fausses informations portant atteinte à l’intégrité d’un magistrat...
View ArticleRotary Antananarivo Tsimbaroa : 63.000 € pour le site de Maromizaha
La forêt de l’Est fait face aux diverses pressions anthropiques. La Nouvelle aire protégée (Nap) de Maromizaha, dans le district de Moramanga, n’a pas échappé aux impacts des différentes activités...
View ArticleProtection sociale : la vulgarisation se poursuit à Ambatondrazaka
Promouvoir la Protection sociale dans les écoles catholiques. L’équipe de la Caisse nationale de prévoyance sociale (CNaPS) et celle de la Direction nationale des écoles catholiques à Madagascar...
View ArticleTrafic d’armes à Nosy Be : une dizaine de personnes auditionnées
Un peu éclipsée par l’événement qui s’est produit dans la capitale, l’affaire de trafic d’armes démantelé tout récemment dans l’île aux Parfums reste toujours d’actualité. C’est donc un nouveau...
View ArticleZika : des tablettes pour un réseau de surveillance
Un plan de prévention contre le virus Zika a été établi par la Direction de la veille sanitaire et de la surveillance épidémiologique (DVSSE) au sein du ministère de la Santé publique avec...
View ArticleTrano 47 ravan’ny afo tetsy Manarintsoa Isotry : ankizy vao 3 sy 13 taona ny...
Ankoatra ireo traboina maro, nahatratra 195, olona telo no namoy ny ainy, ka ankizy vao 13 sy 3 taona ny anankiroa. Trano niisa 47 kosa no kila tsy nisy azo noraisina. Navesatra tokoa ny vokatr’ity...
View ArticleNaka traikefa tamin’ny Troika ny polisy
Noraisin’ny Tale jeneralin’ny polisim-pirenena, ny Contrôleur général de police, Rajaobelina Joachim tao amin’ny birao fiasany, afakomaly ny delegasiona Southern African Régional police Chiefs...
View ArticleAnkadindramamy : tratran’ny polisy teo am-pianihana tambohon’olona ilay jiolahy
Noraisim-potsiny! Teo am-pianihana tambohon’olona teny Ankadindramamy saika hanafika, ny alarobia alina teo no saron’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahavalo eny Analamahitsy ny jiolahy iray...
View ArticleSekoly FJKM Ambohijanahary Antehiroka Tsitohaina : nizarana « goûter » ny...
Nanao ny asa soa fanaony amin’ireo mpianatra ao amin’ny Sekoly FJKM Ambohijanahary Antehiroka Tsitohaina i Andriantsitohaina mivady, omaly. Namarana ny taom-pianarana omaly ireo mpianatra ao amin’ny...
View ArticleManarintsoa Isotry : nitondra fanampiana ny vadin’ny filoha
Nitondra fanampiana ho an’ireo traboina vokatry ny haintrano nitranga teny Manarintsoa Isotry ny vadin’ny filoha Rajaonarimampianina omaly maraina, teny an-toerana. Vary 10 gony, menaka telo bidon,...
View ArticleSalon des métiers et de la formation : betsaka ny tolotrasa momba ny varotra
Hotanterahina ny alarobia sy ny alakamisy izao ny “Salon des métiers et de la formation” etsy amin’ny Carlton Anosyiarahana amin’ny fikambanana Ny Hoavin’tsika izay tarihin-dRamatoa Andrianarivelo...
View Article