Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Fitsoahan’i Arfa Houcène mivady… : mpiandry fonja telo lahy naiditra eny Tsiafahy

$
0
0
Mandeha haingana ny fanadihadiana momba ny nahatafatsoaka ireo mpivady frantsay, Arfa Houcine Yerres. Mpiandry fonja telo naiditra am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy, ny alakamisy alina teo. Natolotra ny fampanoavana izy ireo rehefa nataon’ny polisy fanadihadiana ary izao nidoboka eny Tsiafahy izao. Nilaza ny filoha lefity ny sendikan’ny mpandraharaha fonja, Andrianirina Ramarolahy, fa manaraka akaiky izao raharaha […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>