![]()
Notafihina jiolahy tsy fantatra isa nitondra basy ny tranona mpanety iray, 49 taona, any Tanambao, Toamasina II, ny talata teo tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany alina. Nahazo fandrahonana ny tompon-trano ka tsy nahetsika. Lasa ny vola sy ny entana saro-bidy. Nodoran’ireo jiolahy ny tranony rehefa vita ny asa ratsiny. Niantso vonjy ireo voatafika […]