Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Nitondra faisana noho i Ava i Toamasina sy Brickaville : olona iray indray namoy ny ainy, an’arivo ireo traboina

$
0
0
Dibo-drano ny tanàna, nidaraboka ny hazo lehibe sy ny andrin-jiro, tapaka ny herin’aratra, niongotra lasan’ny rivotra ny tafon-trano maro, foto-drafitrasa maro potika… Efa an’arivony ireo traboina. Olona iray hafa indray namoy ny ainy, enina naratra mafy. Nitondra faisana noho ny fandalovan’i Ava Toamasina sy Brickaville, omaly.  Hatramin’ny omaly hariva, olona dimy no fantatra fa naratra, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>