Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Nangonin’i Jean Claude

$
0
0
Mpisoloky26.7.16

Nandritra ny 16 taona no nanaovan’ity jiolahy ity fisolokiana momba ny famahana olana momba ny ady tany eny amin’ny fitsarana. Saron’ny polisy eny Analamahitsy tany Moramanga izy, ny asabotsy hariva teo.

rongony26.7.16

Andian-jatovo sy mpivarotra rongony tratran’ny polisy tao amin’ny toeram-pandihizana iray etsy Ankadivato, ny asabotsy tolakandro teo. Io ramatoa amin’ny sary io no mpamatsy rongony azy ireo.

Nangonin’i Jean Claude


Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>