![]()
Miisa 1.250 ny mpanao fanadihadiana hanao ny ny asa manisa ny trano eto an-dRenivohitra. Vokasik’izany ny boritanintany dimy satria efa vita ny an’ny boriboirntany fahadimy, natao andrana ny taona 2020. Miisa 30.000 ny tokantrano voakasika, ary efa midina ifotony mitety trano ny mpanao fanadihadiana. Hifarana amin’ny volana septambra ny fitetezana isan-tokantrano. Atao izao fanisana izao […]