![]()
Nidina ifotony teny Ampasampito sy ny manodidina ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ny asabotsy lasa teo, nanatanteraka ny fampiharana ny lalàna voarakitry ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloam-pahasalamana (CMH). Nitarika ny hetsika ny tale misahana ny fidiovana sy ny fanadiovana niaraka tamin’ny polisy monisipaly sy ny polisim-pirenena. Tsy manana toeram-pivoahana avokoa ny ankamaroan’ireo « gargottes » eny amin’iny faritra […]