![]()
Hatramin’ny zoma teo, tsy mbola hita ilay zaza nilatsaka an-drano teny Tanjombato. Olona roa hafa efa maty kosa no hita teny amin’ny manodidina natsingevan’ny rano. Adin-tsaina, fitaitainana ary tebiteby. Ireo no hita tamin’ny endrik’ireo mponina teny amin’ny manodidina an’i Tanjombato akaikin’ny fasika, ny zoma sy ny asabotsy teo. Zaza iray no voalaza fa latsaka tao […]