![]()
Taorian’ny fampivondronana ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Tafika malagasy izay nanomezan’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotonirina Richard ny toromarika rehetra mba hisian’ny aina vao amin’ny fanatanterahana ny asa, ny herinandro teo, nisy ny fanazaran-tena nataon’ny Rezimanta Tafondro na (RAAA) Betongolo, ny zoma teo teny Tampoketsa ka nampiasana ireo tafondro ara-habakabaka izay tsy mivaona amin’ny toromarika […]