![]()
“Efa tsy eo ambany fibaikoan’ny Bataillon de sécurité de la primature (BSP) intsony io miaramila io ary tsy anisan’ny ekipa mpiambina ny Praiminisitra (PM) intsony koa izy”, hoy ny fanazavan’ny talen’ny fiarovana ao amin’ny Primatiora manoloana ilay raharaha fanolanana zaza tsy ampy taona izay nahavoarohirohy mpitandro filaminana iray miasa ao amin’ity Andrimpanjakana ity. Mbola nohamafisin’ny […]