![]()
Toy ny anaty sarimihetsika… Gadra maro no tafavoaka ny fonjan’ny Faragangana, omaly atoandro. Taorian’ny hazalambo nataon’ny mpiandry fonja sy ny mpitandro ny filaminana, nandriaka ny rà ka maty voatifitra ny 20 tamin’ireo… Vaky ny fonjan’i Farafangana, omaly manodidina ny tamin’ny 12 ora antoandro. Vokany, gadra miisa 88 tafatsoaka. Nizara vondrona roa, izay tao amin’ny ilany […]