Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tsy nisy aina nafoy ary 109 ireo tranga vaovao

$
0
0
Mihena hatrany ny firongatry ny valanaretina. Tsy nisy ny lavon’ny covid-19 tao anatin’ny roa andro farany. Mijanona ho 178 ireo nodimandry noho ny coronavirus, hatramin’ny 19 marsa no ho mankaty. Nidina tahaka izany koa ny isan’ireo tranga vaovao. Latsaky ny 60, miisa 50 izany ny asabotsy teo ary 59 kosa ireo nifindran’ny valanaretina, omaly alahady, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>