![]()
Kolikoly amin’ny endriny hafa mihitsy ampiharina amin’ireo tovovavy. Nihetsika ny fokonolona ao amin’ny fokontany Cite Haras parisela 11/45 bis sy ny ao Tanamakoa parisela 12/14,Toamasina, ny faran’ny herinandro teo. Nivory izy ireo ary nitaky hanesorana ny sefo fokontany mihitsy. Takin’izy ireo koa ny hamerenana ny fanaovana lisitra, ahazoana ny fanampiana « sosialim-bahoaka ». Ho an’ny ao amin’ny […]